Archives de
Jour : 21 août 2019

Alarobia faha-20 mandavantaona

Alarobia faha-20 mandavantaona

Ezekiela 34, 1-11/Salamo 22, 1-6Mpitsara 9, 6-15/Salamo 20Md Matio 20, 1-16a Inona ny valisoa ho azonay nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka anao? Hahazo ny denie iray nifanarahana ianao. Denie iray izay ampy hahasambatra anao sy ny ankohonanao. Ny mahagaga anefa dia ny nanomezan’ilay tompom-boaloboka karama mitovy ho an’ireo izay niasa adiny iray monja, sady amin’izay indray izy ireo no nahazo ny karamany voalohany. Azontsika tsoahina amin’izany fa tsy mpila tombony ilay tompon’ny saha. Fitaovana entiny miantso ny olon-drehetra ho…

Lire la suite Lire la suite