Archives de
Jour : 18 août 2019

Alahady faha-20 mandavan-taona

Alahady faha-20 mandavan-taona

Tolona ambony vatolampy ny fiainana,izay manao tan-tsy vinitra no vaky loha.  Jeremia 38, 4-10/ Salamo 39Hebrio 12, 1-4Lioka 12, 49-53 “Tonga hanipy afo ety an-tany aho, ka akory ny faniriako mba hirehetan’izany sahady!” Izay no anombohan’i Jesoa hilazana amintsika ny iraka nahatongavany : ny mission (iraka) amin’ny maha-Kristy (voahosotra) azy : hanipy afo… Mampahatsiaro antsika koa ny fiantsoana an’i Moizy izany afo mirehitra izany : afo mirehitra fa tsy mahalevona ny kirihitra (Eks 3, 3). Afo manambara ny Fisian’Andriamanitra eo anivontsika,…

Lire la suite Lire la suite