ALAHADY FAHA 15 MANDAVAN-TAONA – Taona A
Nokendren’Andriamanitra hisy vokany eo amin’ny Fiainantsika ny Teniny. « Izay tsy mitondra ny hazofijaliany ka tsy manaraka Ahy dia tsy mendrika ahy (Alahady faha-13 A Mt 10,37-42) », hoy i Jesoa. Eo am-panarahan-dia Azy anefa dia mahatsapa isika fa tsy zavatra mandeha…