Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia III Paka

Alarobia III Paka

Njara Pascal

Tsy nampitony fa nampitombo ny haromotan’ny mpanenjika ny fahafatesan’i Etienina, ka ny androtry ny namonoana azy ihany dia fanenjehana mafy no nataon’izy ireo tao Jerosalema. Hain’Andriamanitra anefa ny nampiasa izany mba hanaparitahana ny Tsimoky ny Fanjakany ivelan’i Jerosalema, araka ny…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Talata III Paka

Talata III Paka

Njara Pascal

Tantarain’i Md Lioka ny famonoana an’i Etienina sy ny toe-po nasehony izay mifanaraka amin’ny ohatra navelan’ilay Mpampianatra. Ny fijoroana ho vavolombelon’ny marina dia mahabe fahavalo. Satria ratsy ny asany, hoy i Kristy ka tsy afaka ny handray ny fahazavana izy…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alatsinainy III fankalazana ny Paka

Alatsinainy III fankalazana ny Paka

Njara Pascal

Taorian’ny fametrahan-tanana dia sady feno ny Fanahy Masina, feno fahasoavana sy fahendrena i Etienina ary tsy hain’ireo tao amin’ny sinagôga sy ry zareo mihevi-tena ho “olon’afaka” notoherina ny fahendreny. Ambaran’i Md Jean Chrysostome fa tsy ampy ny hoe feno ny…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
ALAHADY FAHA III PAKA TAONA A

ALAHADY FAHA III PAKA TAONA A

Njara Pascal

Mitoera eto aminay ry Tompo Ny alahady fahatelo dia ankalazana ny “mofo novakiana”: “teo am-pamakiana ny Mofo no nahalalan’ireo mpianatra an’i Jesoa” (Lk 24,13-35). Amin’ny taona A dia vakiana ny tantaran’ireo mpianatra roa nankany Emaosy (Lk 24,13-35), amin’ny taona B…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Sabotsy II Paka

Sabotsy II Paka

Njara Pascal

Tahaka ny fiaraha-monina rehetra ihany moa ny Fiangonana, ny fitomboan’ny isa mampitombo koa ny fahasamihafana, mampitombo ny mety ho fiovan’ny fomba amam-panao, izay manaraka ny fahazaran’ny maro an’isa mazàna. Mampalahelo sady mahamenatra anefa raha misy atao zanak’ikalahafa. Dia izany no…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Zoma II Paka

Zoma II Paka

Njara Pascal

Ny finoana dia ny fanekena an’Andriamanitra sy fiekena ny fandaharany mahavonjy (Asa 2,23), izay tsy ho voasakan’izay hiseho ho mpiady Aminy (Asa 5,38) na izay manenjika ny marina noho ny tsy fahalalana (Asa 3,17). I Gamaliely, izay lazain’i Paoly fa…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alatsinainy II Paka

Alatsinainy II Paka

Njara Pascal

Ambaran’i Lioka fa taorian’ny nisamboran’ny Jody (Loholona sy ny Zokiolona) an’i Piera sy i Joany ka nandefasana azy ireo indray rehefa nobedesina sy norahonana dia nivavaka ny mpianatra, mahatsiaro fa nahary ny zavatra rehetra Andriamanitra (Sal 146,6) ary mahatanteraka ny…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
ALAHADY FAHA II fankalazana ny Paka (in albis), Alahadin’ny famindram-pon’Andriamanitra.

ALAHADY FAHA II fankalazana ny Paka (in albis), Alahadin’ny famindram-pon’Andriamanitra.

Njara Pascal

Manohy ny fiainana sy ny fivoasana momba ny sakramenta ny Eglizy mandritra ny vanimpotoana fankalazana ny Paka, antsoina koa hoe: temps mystagogique (vanimpotoana fivoasana ny mistery ka hanazaran-tena mba haninteraka ny fiainana ny hasin’ny Sakramentan’ny Paka ankalazana). Ny alahady manaraka…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
SABOTSY ANATIN’NY HAVALOANA FANKALAZANA NY PAKA

SABOTSY ANATIN’NY HAVALOANA FANKALAZANA NY PAKA

Njara Pascal

Eo anatrehan’ny fandrahonana sy ny fanjakazakana nataon’ireo manam-pahefana mahefa, momba ny raharahan’Andriamanitra, araka ny henontsika omaly momba an-dry Ana Mpisorona mianakavy, dia mazava ny valintenin’ny Apôstôly: izay marina eo imason’Andriamanitra no atao. Tsy fihainoana toriteny tsara rindra na fandalinana ny…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Zoma anatin’ny havaloana fankalazana ny Paka

Zoma anatin’ny havaloana fankalazana ny Paka

Njara Pascal

Amin’ny fahefan’iza na amin’ny anaran’iza no anaovanareo izany? Ity no lahateny fahatelo amin’ireo toriteny valo nataon’i Piera ao amin’ny Asan’ny Apôstôly. “Ny Anaran’i Jesoa Kristy izay nofantsihanareo tamin’ny hazofijaliana fa natsangan’Andriamanitra ho velona, no nahasitrana io lehilahy io”. Avy eo…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads

Posts navigation

OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • ALAHADY FAHA III PAKA TAONA A
  • Sabotsy II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    avril 2026
    D L M M J V S
     1234
    567891011
    12131415161718
    19202122232425
    2627282930  
    « Mar    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 21 avril 2026
    © 2026   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.