2 janoary :
Md Basile le Grand sy Md Grégoire de Nazianze. 1 Joany 2, 22-28 / Sal 97 / Joany 1, 19-28 I Jesoa no Kristy. Izay no finoan’ny Apostoly nahatonga azy ireo hanara-dia azy. Kristy, izay hoe ny Mesia, ilay afaka manavotra amin’ny fanangejana mahazo. Niandry ny Mesia hanavotra azy Israely, saingy noheveriny fa mesia…