Alahady faha-5 A Karemy
I Kristy no Fiainana sy Fananganana ho velona. Vakiteny I : Ezekiela 37,12-14, Salamo 130,1-2,3-4ab,4c-6,7-8, Vakiteny II : Romana 8,8-11, Evanjely : Md Joany 11,1-45. « Ampio izahay, ry Tompo, hizotra faingana ho any amin’i Kristy Zanakao! ». Izany vavaka anombohana ny Sorona Masina izany, raha vokatry ny fo, dia mamintina ny fampianarana ampitain’ny vakiteny anio : « Mpivahiny isika…