Archives de
Jour : 13 août 2019

Alarobia faha-19 mandavantaona

Alarobia faha-19 mandavantaona

Ezekiela 9, 1-22/Salamo 112Boky Deteronomy 34, 1-12 /Salamo 65Md Matio 18, 15-20 Raha diso taminao ny rahalahinao dia manatòna azy, ka rehefa mitokana ianareo dia asehoy azy ny hadisoany. Ny tanjona dia ny mba hahazo ny rahalahy, ny hahasambatra azy, ny hahalalany fa ny fahadisoany dia tsy mahasambatra azy. Ny fahotana manko dia izay manao azy no andevoziny voalohany, potehiny tsy ho zanak’Andriamanitra intsony, ka tsy ho afaka ny handova ny Fanjakan’ny Lanitra.  Am-pitiavana mandrakariva no hitenenana ny marina, hoy…

Lire la suite Lire la suite