Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia faha 13 mandavan-taona

Alarobia faha 13 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Evanjely dia mitantara ny fandroahana demony voalohany tantarain’i Matio. Ny fitonian’ny ranomasina dia mety hampihena fa tsy hanafaka tanteraka ny tahotra tsy akory, indrindra raha eny amin’ny tanin’ny tsy mpino no hiantsonan’ny sambo. I Gadara moa dia tanàna kely…

Read More Read More

Talata faha 13 mandavan-taona

Talata faha 13 mandavan-taona

Njara Pascal

I Jesoa niondrana an-tsambokely no narahin’ny mpianany. Tsy misy fijanonana ny firosoana ho kristianina fa firosoana hatrany: avy amin’ny fandaozana ny fiainana tsy mifanaraka amin’ny « divay vaovao » dia mizotra mankany amin’ilay « Jerosalema vaovao« , eny am-pita. Izany firosoana izany anefa mety…

Read More Read More

Alatsinainy faha 13 mandavan-taona

Alatsinainy faha 13 mandavan-taona

Njara Pascal

I Matio no ilay Mpanora-dalàna tonga mpianatr’i Jesoa ka mahalala tsara ny fahasamihafan’ny toe-tsaina tokony hananana raha te ho tonga mpianatra marina tokoa. Izay te hanaraka an’i Jesoa dia mila manaraka azy eny am-pitan-drano, mila manapa-kevitra hiala amin’ny tany sy…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 13 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 13 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Ny hahavelona antsika no irìn’Andriamanitra Fanirian’ny olombelona ny ho velona mandrakizay, ary na dia “lohasahan-dranomaso fitomaniana” aza no iantsoana ity tany ity, araka ny vavak’i Md Bernard, dia ranomaso foana no iatrehana ny fahafatesan’ny olon-tiana, eny fa na dia ho…

Read More Read More

29 jona: FANKALAZANA AN’I MD PIERA SY PAOLY

29 jona: FANKALAZANA AN’I MD PIERA SY PAOLY

Njara Pascal

Amin’ny fankalazana an’i Md Piera sy i Paoly, natambatra ho fety iray, dia antsoin’ny Fiangonana isika handinika ny fifandraisantsika amin’ireo Apôstôly, izay averintsika isaky ny manavao ny finoana: Izaho mino ny Eglizy Apôstôlika. Tany Sezarea an’i Filipo, zanak’i Herôda, eo…

Read More Read More

Sabotsy faha 12 mandavan-taona

Sabotsy faha 12 mandavan-taona

Njara Pascal

Nisy Kapiteny iray nanatona an’i Jesoa rehefa tafiditra tao Kafarnaoma Izy. Tsy misy ao amin’i Md Marka ity fitantarana ity. Na izany aza anefa, ny ἑκατοντάρχης– hekatontarches, tompon-jato dia manam-boninahitra amin’ny miaramila rômanina, ka sarotsarotra ny mahazo ny antom-pisiany any…

Read More Read More

Zoma faha 12 mandavan-taona

Zoma faha 12 mandavan-taona

Njara Pascal

“Mety aho, madiova ianao”. Rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra i Jesoa dia narahin’ny vahoaka betsaka. Ny toko faha 5-7 amin’ny evanjelin’i Md Matio moa dia milaza ny Teny izay tokony hohenoina ka hiainana. Ny toko faha 8 sy faha 9…

Read More Read More

Alakamisy faha 12 mandavan-taona

Alakamisy faha 12 mandavan-taona

Njara Pascal

“Ity no vavahadin’ny Tompo, ny marina no mahazo miditra eo” (Sal 118,20). Hiditra amin’ny vavahadin’ny famonjena, hoy i Izaia Mpaminany (Iz 26,1-6), izay mitana ny fahamarinana ka tsy mivadika, ary hahazo fiadanana kosa izay matoky ny Tompo. Izay maniry ny…

Read More Read More

Alarobia faha 12 mandavan-taona

Alarobia faha 12 mandavan-taona

Njara Pascal

“Ny hazo tsara (ἀγαθός – agathos, bon, tsara fanahy) rehetra mamoa voatsara (καλός – kalos, beau, tsara tarehy), ary ny hazo ratsy (σαπρός – sapros, corrompu, pourri, lò) rehetra, mamoa voa ratsy (πονηρός – ponèros, plein de contrarieté, périlleux, mampidi-doza,…

Read More Read More

Talata faha 12 mandavan-taona

Talata faha 12 mandavan-taona

Njara Pascal

“Aza omena ny alika ny zava-masina, ary asa atsipy amin’ny kisoa ny voahanginareo (μαργαρίτης – margaritès, azo adika koa hoe teny sarobidy)”. Ny Jody dia nampitaha ny tsy mpino tamin’ny alika sy ny kisoa (Mt 15,26), satria noheveriny fa tsy…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.