Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

24 jona: Nahaterahan’i Joany Batista

24 jona: Nahaterahan’i Joany Batista

Njara Pascal

Mahalala antsika tsirairay avy Andriamanitra. Miantso antsika hatrany am-bohoka Izy (Vak I), mahafantatra ny antsipiriam-piainantsika (Sal 138), izany dia ny nifidianany antsika tsirairay avy ho fitaovana hampiitatra ny famonjeny amin’ny olombelona rehetra. Tsy afaka ny tsy haniry izany famonjena izany…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 12 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 12 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Andriamanitra no vonjintsika sy arontsika Aorian’ny fanoharana momba ny Fanjakan’ny Lanitra (Alahady faha 11 B) ilay voatsinapy noraisintsika ka mila hampamokarina ho zary fialofan’ny voromanidina dia maniry sy mitombo raha avelantsika hilevina ao amin’ny tanintsika, ary ny marika hahalalana ny…

Read More Read More

Sabotsy faha 11 mandavan-taona

Sabotsy faha 11 mandavan-taona

Njara Pascal

“Tsy misy olona mahay manompo tompo roa”, mikolepaka an-daniny roa izany, hoy Elia Mpaminany (1Mp 18,21). Toy ny eo amin’ny sampanan-dalana isika eo anatrehan’Andriamanitra sy ny sampy: tsy maintsy misafidy. Safidy ho amin’ny tsara hitondra amin’ny fiainana manoloana na amin’ny…

Read More Read More

Zoma faha 11 mandavan-taona

Zoma faha 11 mandavan-taona

Njara Pascal

Ao anatin’ny fampianarana eny an-tendrombohitra hanehoana antsika ny lalana mankamin’ny hasambarana moa izao ny Evanjely vakina sy dinihintsika. Ny fitiavan’Andriamanitra “Ray” no mitantana ny zanany rehetra ary izay manaiky ho zanany no afaka handova ny Fanjakany. “Sambatra ny mahantra am-panahy”…

Read More Read More

Alakamisy faha 11 mandavan-taona

Alakamisy faha 11 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny vavaka no mamolavola ny fiainana am-panahy: manadio ny fiheverantsika izay mety mbola tsy ho lavorary mikasika ny endrik’Andriamanitra, manoro izay fomba hahazoana ny hasambarana marina, mampahatsiaro ny adidy manoloana ny olombelona sy ny zavaboary ary mitondra amin’ny fahalavorarian’ny hafaliana….

Read More Read More

Alarobia faha 11 mandavan-taona

Alarobia faha 11 mandavan-taona

Njara Pascal

“Misy fitiavana roa mandrafitra Tanàna roa: ny fitiavan-tena mipaka hatrany amin’ny fanaovana tsinontsinona an’Andriamanitra manorina ny tanànan’ny tany; ny fitiavana an’Andriamanitra mipaka hatrany amin’ny fanaovana tsinontsinona ny tena manangana ny Tanànan’ny Lanitra. Ny iray voalohany mitady voninahitra ao amin’ny tenany,…

Read More Read More

Talata faha 11 mandavan-taona

Talata faha 11 mandavan-taona

Njara Pascal

“Tiavo ny fahavalonareo, manaova soa an’izay mankahala anareo, ary mivavaha ho an’izay manenjika sy manendrikendrika anareo, mba ho zanaky ny Rainareo any an-danitra ianareo”. Iza no afaka milaza fa tsy manam-pahavalo? Ho an’izay mino anefa fa Rainy Andriamanitra dia mino…

Read More Read More

Alatsinainy faha 11 mandavan-taona

Alatsinainy faha 11 mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ny fomba firafetan’ny fiaraha-monina, indrindra moa rehefa tsy arahina araka ny tokony ho izy ny lalàna dia ny fitsaram-bahoaka no miha-mahazo vahana tsikelikely, na dia habibiana ihany aza no vokatr’izany:  “Maso efai-maso, nify efai-nify” (Eks 21,24; Lev 24,20; Jen 9,6)….

Read More Read More

ALAHADY FAHA 11 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 11 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Ny voa mitsimoka sy mitombo ho azy. Mankalaza ny fetin’ny Trinite Masina sy ny Sakramenta Masina isika aorian’ny Fankalazana ny Paka mialoha ny hidirana amin’ny andavanandron’ny Fiangonana ary raha ny fizotry ny Litorjia ho an’ny alahady faha-10 no jerena dia…

Read More Read More

Sabotsy fahafolo mandavan-taona

Sabotsy fahafolo mandavan-taona

Njara Pascal

Raha tsy lehibe noho ny an’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ny Fanjakan’ny lanitra akory ianareo (and. 20). Araka ny filazan’ny mpandalina Baiboly sasany dia nandritra ny sesitany tany Babilôna no nahazoan’ny Israelita fahazaran-dratsy maro, ka…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.