Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Zoma fahafolo mandavan-taona

Zoma fahafolo mandavan-taona

Njara Pascal

Raha tsy lehibe noho ny an’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ny Fanjakan’ny lanitra akory ianareo (and. 20). Resaka fijangajangana sy fisaoram-bady no lazain’ny Evanjely. Misy zavatra enina lazain’i Jesoa (Mt 5,21-48) raha tiantsika ny hihoatra…

Read More Read More

Alakamisy fahafolo mandavan-taona

Alakamisy fahafolo mandavan-taona

Njara Pascal

Tsy afaka amin’ny olombelona amin’ny maha olombelona azy ny fanoharana ny fiainany amin’ny fiainan’ny hafa, ka hakàny tsoa-kevitra avy amin’izany, saingy miankina amin’ny fahamatoran’ny tsirairay kosa ny mety ho tohin’izany fifampitahana izany, na hitondra amin’ny fivoarana na tsia. Misy ohatra…

Read More Read More

Alarobia fahafolo mandavan-taona

Alarobia fahafolo mandavan-taona

Njara Pascal

Lalan’ny Fahendrena ny Lalànan’i YHWH, ny Torāh (Bar 3,27; 4,1). Lalana atorony ny tsirairay mba hahatongavana amin’ny fahasambarana nampanantenainy ny Vahoakany. Mazava loatra fa tsy tonga handrava izany fandaharan’Andriamanitra izany i Jesoa fa tonga mba hanatanteraka. Ambarany ihany koa fa…

Read More Read More

Talata fahafolo mandavan-taona

Talata fahafolo mandavan-taona

Njara Pascal

Izay te ho mpianatr’i Kristy dia antsoiny hanaraka ny lalana lavorary mitondra amin’ny Fahasambarana.Ireo sambatra sy faly ary manantena ny valisoa lehibe any an-danitra -ilay denie iray itovizana amin’ny rehetra (Mt 20,10)- dia antsoiny hanandrana ny fahasambarana amin’ny fijoroana ho…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 10 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 10 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Ny Fianakaviana miady an-trano dia tsy maharitra. Mametra-panontaniana momba ny fototra hiavian’ny ratsy mandrakariva ny olona, indrindra moa rehefa izy na ny olona akaikin’ny fony  no iharan’ny voka-dratsin’izany. Mazava anefa izay lazain’i Md Augustin, izay nandany fotoana amin’ny fikarohana ny…

Read More Read More

Ny Fo Masin’i Jesoa

Ny Fo Masin’i Jesoa

Njara Pascal

Ny Fankalazana ny Fitiavan’Andriamanitra nasehon’ny Fo Masin’i Jesoa antsika dia andro tsy manam-paharoa ho antsika hanavaozana ny zotom-po hanamasin-tena ary tsy hoe kisendrasendra no nanokanana ity andro ity ho fanamasinan-tenan’ny Pretra. « Ry Fon’i Jesoa malemy fanahy sy manetry tena ao…

Read More Read More

Zoma fahasivy mandavan-taona

Zoma fahasivy mandavan-taona

Njara Pascal

“Ahoana no ilazan’ny Mpanora-dalàna fa i Kristy dia zanak’i Davida?” Efa voalazantsika tamin’ny momba ny lalàn’ny jabam, lévirat, fa nanao izay hameloma-maso ny rahalahiny ny Jody mba hahafahana hamela taranaka hanohy hidera an’i YHWH, fa indrindra indrindra koa mba hahafahana…

Read More Read More

Alakamisy fahasivy mandavan-taona

Alakamisy fahasivy mandavan-taona

Njara Pascal

2Tm 2,8-15 Paoly any an-tranomaizina any Rôma no manoratra ho an’i Timôte ka manasa azy hanavao ny finoana, rehefa avy nampirisika azy hanao ny andraikiny araka ny tokony ho izy, ka tsy handany andro amin’ny zavatra hafa. I Paoly manoratra…

Read More Read More

Alarobia fahasivy mandavan-taona

Alarobia fahasivy mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ny Evanjely nohenointsika androany dia milaza momba ireo Sadôseanina [mifanohitra amin’ny Farisianina, mitsipaka ny fitandremana ny Lalàna ankoatra izay voasoratra ao amin’ny Boky dimin’i Môizy izy ireo, nanana anjara manokana amin’ny Fikarakarana ny Tempoly ary niavaka amin’ny tsy finoany ny…

Read More Read More

Talata fahasivy mandavan-taona

Talata fahasivy mandavan-taona

Njara Pascal

Ny sasany tamin’ny Farisianina sy ny Herôdianina (vokatry ny lalivay efa nasain’i Jesoa nitandremana Mk 8,15) no nirahin’ireo mpanohitra an’i Jesoa mba hamandrika azy. Mampalahelo rehefa tonga amin’izany ambaratongam-paharatsiana izany ny olona na ny vondron’olona sasany. Tsy vitan’ny be fialonana…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.