Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Talata fahasivy mandavan-taona

Talata fahasivy mandavan-taona

Njara Pascal

Ny sasany tamin’ny Farisianina sy ny Herôdianina (vokatry ny lalivay efa nasain’i Jesoa nitandremana Mk 8,15) no nirahin’ireo mpanohitra an’i Jesoa mba hamandrika azy. Mampalahelo rehefa tonga amin’izany ambaratongam-paharatsiana izany ny olona na ny vondron’olona sasany. Tsy vitan’ny be fialonana…

Read More Read More

Alatsinainy fahasivy mandavan-taona

Alatsinainy fahasivy mandavan-taona

Njara Pascal

Ny vato narian’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro. Ny Evanjely anio ity, araka ny fampidirana ataon’ny vakiteny litorjika dia fanoharana nataon’i Jesoa tamin’ny lohandohan’ny Mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny loholona, hilazany ny fomba andraisan’ny olona sy ho entiny mamaly…

Read More Read More

Sabotsy fahavalo mandavan-taona

Sabotsy fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Avy aiza ny Batemin’i Joany? Eto no hanombohan’ny fifamaliana dimy hanehoan’i Jesoa ny fahefany: eo ny tsy fivadihan’Andriamanitra manoloana ny fanoharana ny amin’ny mpamboly voaloboka mpamono olona (Mk 12,1-12); ny fahafahana maha zanaka anoloran’ny olona ny tenany amin’Andriamanitra manoloana ny…

Read More Read More

31 mey: Ny Famangian’i Maria

31 mey: Ny Famangian’i Maria

Njara Pascal

Ankalazaina ny 31 mey ho famaranana ny volana natokana hanajana an’i Masina Maria. Fetin’ny Magnificat, ny Tononkiran’i Maria raha lazaina ity fety anio ity satria mizara amintsika ny hafaliana entin’ilay Mpamonjy naka nofo tao an-kibon’i Maria Virjiny. Ambaran’ny Evanjely anio…

Read More Read More

Zoma fahavalo mandavan-taona

Zoma fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

  Taorian’ny fidirany am-boninahitra tao Jerosalema, dia nivantana tao an-Tempoly i Jesoa (Ma 3,1), ary rehefa avy nijery (περιβλέπω – periblepô, mijery manodidina) ny zavatra rehetra dia nankany Betania niaraka tamin’ny Mpianatra satria efa hariva ny andro, ny alina miditra…

Read More Read More

Alakamisy fahavalo mandavan-taona

Alakamisy fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Tonga tao Jerikao ny Mpianatra, 250 metatra ambanin’ny ivon’ny ranomasina, teo amin’ilay toerana nidiran’ny Zanak’i Israely tamin’ny tany nampanantenaina, teo amin’ilay toerana hisedrana ny finoana mba handresena ny fakam-panahy. Io koa ny toerana nandalovan’i Jesoa sy ny mpianany mbamin’ny vahoaka…

Read More Read More

Alarobia fahavalo mandavan-taona

Alarobia fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Eny an-dalana hiakatra ho any Jerosalema ny Mpianatra ary i Jesoa no mialoha lalana, ka sady gaga ny mpianatra no natahotra teo am-panarahana Azy. Efa in-droa no nolazain’i Jesoa fa hijaly mafy ary hatolotra eo an-tanan’ny olombelona ny Zanak’olona ka…

Read More Read More

Talata fahavalo mandavan-taona

Talata fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Mandehana amidio ny fanananao rehetra dia omeo ny mahantra mba ho rakitra any an-danitra dia rehefa izany dia avia manaraka ahy. Ny Mpianatra dia nandao ny haratony, nandao ny mahazatra azy, mba hanokan-tena hanara-dia an’i Jesoa, hivonto ny fampianarany ary…

Read More Read More

Alatsinainy fahavalo mandavan-taona

Alatsinainy fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Ny zaza no afaka handray ny Fanjakan’Andriamanitra ary tsy afaka ny hiditra ao isika raha tsy handray ny Fanjakan’Andriamanitra tahaka azy ireo (Mk 10,13-16: Sabotsy VII). Ankoatry ny fahafahana migaga, eny fa na amin’ny zavatra madinika indrindra aza dia mampiavaka…

Read More Read More

Trinite Masina

Trinite Masina

Njara Pascal

Ny misterin’ny Trinite Masina Indrindra no mistery ivon’ny finoana sy ny fiainana kristianina. Io no misterin’Andriamanitra ao amin’ny Tenany ihany. Izany no maha loharanon’ny mistery hafa rehetra momba ny finoana azy, ary manilo izay manazava azy ireo. Io no fampianarana…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma V Paka
  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma V Paka 22 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.