Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Sabotsy fahafito mandavan-taona

Sabotsy fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Nisy nitondra zazakely (παιδίον – paidion) maromaro mba hametrahan’i Jesoa tanana, kanefa notenenin’ireo mpianatra mafy ireo nitondra. Tsy izay naharoaka demony amin’ny anaran’i Jesoa ihany no nanaovan’ireo mpianatra toeran-tsy zaka fa ny zazakely koa, satria matahotra sao tsisy toerana ho…

Read More Read More

Zoma fahafito mandavan-taona

Zoma fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ity toko fahafolo ity dia mandao an’i Galilea i Jesoa ary mihazo an’i Jerosalema (andininy 32). Ara-jeôgrafia ny sisin’ny tanin’i Jodea, andafin’i Jordany (Perea) dia azo heverina ho tany tsy dia nonenan’ny olona loatra, saingy lazain’i Marka fa nivory teo…

Read More Read More

Alakamisy fahafito mandavan-taona

Alakamisy fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Nifanaraka tamin’ny mpiasany ilay tompon’ny saha fa denie iray avy isan’andro no karamany (Mt 20,2). Mitovy ny horaisin’ireo niditra vao maraina sy ireo niditra tamin’ny ora farany; mitovy ny valisoa omena ny mpaminany sy izay mandray ny mpaminany, mitovy ny…

Read More Read More

Alarobia fahafito mandavan-taona

Alarobia fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Ry Mpampianatra o! Nahita olona anankiray nandroaka demony amin’ny Anaranao izahay, nefa tsy namantsika ka noraranay… Nolazain’i Marka fa tsy naharoaka ilay Demony moana ny mpianatr’i Jesoa (Mk 9,18) kanefa kosa manakana olona tsy miara-dia amin’izy ireo mampiasa ny anaran’i…

Read More Read More

Talata fahafito mandavan-taona

Talata fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Rehefa tsy mahita havaly ny olona na manahirana azy ny teninao dia hodiany fanina ny zavatra lazainao. Efa fanindroany izao no nilazan’i Jesoa tamin’ny Mpianatra fa hatolotra eo an-tanan’ny olona Izy, hovonoina fa hitsangan-ko velona (izany manko no Kérygme, mistery…

Read More Read More

Alatsinain’ny Pantekoty: Fahatsiarovana an’i Masina Maria Renin’ny Eglizy

Alatsinain’ny Pantekoty: Fahatsiarovana an’i Masina Maria Renin’ny Eglizy

Njara Pascal

Tsy mivadika amin’ny fikasany nahary ny olona mitovy endrika aminy Andriamanitra na eoa z any fahalemena sy ny safidintsika mazàna tsy manaja izany fikasàny izany amin’ny fizorana amin’ny lalana manalavitra ny fahasambarana iantsoany antsika. Ny Boky Jenezy sy ny filazan’i…

Read More Read More

Alahady fankalazana ny Pantekôty

Alahady fankalazana ny Pantekôty

Njara Pascal

Pantekôty : pentekostè hèmera (amin’ny teny grika) milaza ny andro faha-dimampolo, ilay fety ankalazain’ny Jody fito herinandro aorian’ny Paka, antsoina koa hoe fetin’ny Herinandro, (Eks 34,22//Lev 23,15-22 // Dt 16,9-12) fetin’ny Tompo, andro hahatsiarovan’ny Hebrio ny nipetrahany tany an’efitra tamin’ny…

Read More Read More

Sabotsy VII Paka

Sabotsy VII Paka

Njara Pascal

Ireto no vakiteny mamarana ny herinandro fankalazana ny Paka. Amin’ny herinandro ambony dia miverina amin’ny andavanandrom-piainana ny Fiangonana (Herinandro faha 10 amin’ity taona 2022 ity). Araka ny fangatahany dia nalefan’i Festosa any Roma i Paoly mba hotsarain’i Sezara. Natopatopan’ny rivo-mahery…

Read More Read More

Zoma VII Paka

Zoma VII Paka

Njara Pascal

Nofofoin’ny Jody efapolo mahery hovonoina i Paoly saingy fantatry ny zanak’anabaviny izany, ka rehefa nampandrenesin’io izy dia nafindran’ny Kômandy ho any Sezarea io alina io ihany. Tany no nanadinana azy mikasika ny fiampangana roa, dia ny fanakorontanana ny filaminan’ny fiaraha-monina…

Read More Read More

Alakamisy VII Paka

Alakamisy VII Paka

Njara Pascal

Rehefa tonga tao Jerosalema i Paoly dia nitantara ny zava-mahagaga nataon’Andriamanitra tamin’ny Jentily ka nanomezan’izay nandre izany voninahitra an’Andriamanitra. Efa nalaza tao Jerosalema anefa fa mampikomy ny Jody tsy hanaraka ny fomban-drazana sy ny didin’i Môizy izy, ka ankoatr’i Jakôba…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma V Paka
  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma V Paka 22 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.