Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia VII Paka

Alarobia VII Paka

Njara Pascal

Nankany Masedônia i Paoly dia avy eo tany Gresy, kanefa nikendry azy ny Jody ka niverina nankany Azia izy saingy tsy nandalo tany Efezy intsony rehefa avy ao Troasy fa nivantana tany Mileto, ary avy any izy no niantso ny…

Read More Read More

14 mey- Md Matiasy – Apôstôly

14 mey- Md Matiasy – Apôstôly

Njara Pascal

Ny hasivianandro hivavahana manokana hangatahana ny Fanahy Masina, araka ny ohatra navelan’ireo Apôstôly niaraka amin’i Masina Maria sy ny Vehivavy sasany (Asa 1,12-14), araka ny nanafaran’i Jesoa azy ireo (Asa 1,4) dia zava-dehibe tokoa satria ny Fanahy Masina no mampitsiry…

Read More Read More

Talata VII Paka

Talata VII Paka

Njara Pascal

Nanakorontana ny fidiram-bolan’i Demetriosa, mpanefy volafotsy ny fibebahan’ny olona sy ny toritenin’i Paoly ka nampikòmy ny Efezianina izy mba hiaro ny Dianàn’ny Efeziana (Ἄρτεμις – Artemis, izay nadikan’ny Anglisy hoe Dianà, avy amin’ny fahazavana), sarivongana inoan’izy ireo fa nilatsaka avy…

Read More Read More

Alatsinainy VII Paka

Alatsinainy VII Paka

Njara Pascal

Ny Asan’ny Apôstôly dia manohy mitantara ny asam-pitoriana nataon’i Md Paoly tao Efezy. Entin’i Lioka maneho fa tsy afaka ny ho feno ny fahalalana an’i Jesoa sy ny fanarahan-dia Azy raha tsy asan’ny Fanahy Masina, azo avy amin’ny Batemy sy…

Read More Read More

ALAHADY FAHA VII PAKA – TAONA B

ALAHADY FAHA VII PAKA – TAONA B

Njara Pascal

Fitiavana sy fahamarinana no tena endrik’i Kristy. Ao anatin’ny hasivianandro hivavahana manokana hangatahana ny Fanahy Masina isika izao, araka ny ohatra navelan’ireo Apôstôly niaraka amin’i Masina Maria sy ny Vehivavy sasany (Asa 1,12-14), araka ny nanafaran’i Jesoa azy ireo (Asa…

Read More Read More

Sabotsy VI Paka

Sabotsy VI Paka

Njara Pascal

Ny Asan’ny Apôstôly dia mitantara ny niverenan’i Paoly tany Jerosalema sy Antiôkia rehefa avy any Kôrinto (Akaîa) ary nandalo tao Efezy. Tao Efezy no nahatongavan’i Apôlô, izay teraka tany Aleksandria, olona nahay nandaha-teny sy nandalina fatratra ny Soratra Masina. Araka…

Read More Read More

Zoma VI Paka

Zoma VI Paka

Njara Pascal

Mitantara ny fitorian’i Paoly tao Kôrinto (faritr’i Akaîa) i Md Lioka. Azo jerena amin’ny fitantarana ny tribonaly teo anatrehan’i Galiôna governora tao tamin’izay ny fomba fijerin’ny olona ny kristianina tamin’izany. Izao manko ny valin-tenin’i Galiôna tamin’ireo niampanga an’i Paoly sy…

Read More Read More

Alakamisy niakaran’i Jesoa any an-danitra

Alakamisy niakaran’i Jesoa any an-danitra

Njara Pascal

Omany ny hiverenan’i KristyAsa 1,1-11, Salamo 46/ Efezianina 1,17-23 /Matio 28,16-20 (A)/ Marka 16,15-20(B)/Lioka 24,46-53 (D) N.B. Ny vakiteny faharoa manokana taona D dia (Hebrio 9,24-28; 10,19-23),saingy tsy ao amin’ny Alahady sy Andro fety Hoy ny fampianaran’ny Katesizin’ny Fiangonana Katolika:…

Read More Read More

Ireo fanomezana Fiton’ny Fanahy Masina

Ireo fanomezana Fiton’ny Fanahy Masina

Njara Pascal

Katesizy fr Njara Pascal, OSsT Ny Fanahin’ny Fahamarinana dia tsy azon’izao tontolo izao raisina satria tsy hitany ka tsy fantany (Jo 14,17). Raha te handray ny Fanahy Masina isika dia mila mahafantatra Azy, mitombo fitiavana Azy isan’andro. Ny hanampy antsika…

Read More Read More

Alarobia VI Paka

Alarobia VI Paka

Njara Pascal

Rahefa avy nangataka ny fialan-tsinin’ny Mpitsara tao Filipy i Paoly, noho ny nikapohana sy nampigadrana azy tsy an-drariny, amin’ny maha Rômanina azy, dia nifanao veloma tamin’ireo mpiray finoana ary nihazo an’i Anfipôlisy sy Apôlônia ka tonga tany Tesalônika (tessalo, faux…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma V Paka
  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma V Paka 22 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.