Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Zoma faha 14 mandavan-taona

Zoma faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

“Indro aho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia”. Teny tsy misorona, ka izay vonona ny hiaina marina tokoa ny maha irak’i Kristy azy, dia mahatsapa ny fahamarinan’io teny io, ary miombona anjara amin’ilay Zanak’ondry natolotra ho solo voina…

Read More Read More

Alakamisy faha 14 mandavan-taona

Alakamisy faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

Antsoin’i Jesoa ny Mpianany dia irahiny. Mialoha ny hanohizana ny fanazavana momba ny fanirahana dia tsara ny mampahatsiaro fa ny ho eo Aminy sy hiara-mitoetra Aminy no iantsoan’i Jesoa antsika voalohany, ary porofom-pitiavana izany (Mk 3,13-14). Izay vao irahiny hitory…

Read More Read More

Alarobia faha 14 mandavan-taona

Alarobia faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

Niantso ny mpianany 12 i Jesoa, nomeny fahefana ary nirahiny hitory fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra. Mαθητής – mathètès, izany hoe mpianatra,dia satria nanaiky ny hiara-mitoetra amin’ny mpampianatra ka hianatra Aminy ny zavatra rehetra, hamolavola ny toe-tsaina hitovizana amin’ny…

Read More Read More

Talata faha 14 mandavan-taona

Talata faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

Hiverina any Ejipta izay tsy mahita ny Lalànan’Andriamanitra ho harena, ka hitsambiki-mikimpy amin’ny famafazana rivotra (Ôs 8,4-13). Rehefa avy nanasitrana jamba roa lahy ny Tompo (tsy vakìna amin’ny andavan’andro na ity na ny fahasitranan’i Bartimeo ao amin’ny Mt 20,29-34) dia…

Read More Read More

Alatsinainy faha 14 mandavan-taona

Alatsinainy faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

[Ao amin’i Matio 8-9, dia fitantarana “asa folo” (satria ny mitambatra ny fitantarana ny fananganana ny zanak’i Jaira sy ilay vehivavy mitsi-drà) no manohy ny fidinan’ilay Môizy vaovao avy eny an-tendrombohitra: fanasitranana olona telo nailiky ny fiaraha-monina (boka, ny jentily…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 14 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 14 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Na osa aza isika, eo i Kristy ho herintsika Na eo aza ny tahotra ny fahafatesana (Alahady 12B) sy ny tebiteby amam-pahoriana mety hosedraina hoenti-miatrika azy (Alahady 13B) dia ambaran’i Jesoa mazava fa ny finoana no hahafahantsika mandray ny fahasoavan’Andriamanitra…

Read More Read More

Sabotsy faha 13 mandavan-taona

Sabotsy faha 13 mandavan-taona

Njara Pascal

“Nahoana ny mpampianatrareo no miara-mihinana amin’ny poblikanina (τελώνης- telônès, mpangoron-ketra) sy ny mpanota?”Hatrany am-piandohana dia olana mandrakariva ho an’ny mason’ny olona ny fandraisan’ny mpanota kômonio. Mazava ny tenin’i Jesoa fa tsy ny finaritra no mila dokotera (ἰατρός – iatros) fa…

Read More Read More

Zoma faha 13 mandavan-taona

Zoma faha 13 mandavan-taona

Njara Pascal

Tsy tonga hiantso ny marina aho fa ny mpanota. Mandehana ka fantaro ny hevitr’izany teny izany. Asain’i Jesoa mamantatra ny hevitr’izany isika. Ny lalàna dia mampiharihary ny fahotana ary manasazy ny mpanota, fa i Jesoa kosa mamela ny fahotana ka…

Read More Read More

Alakamisy faha 13 mandavan-taona

Alakamisy faha 13 mandavan-taona

Njara Pascal

Dia niondrana tamin’ny sambokely indray i Jesoa. Ny Fiangonana no sambo iampitany amin’ny tanàna rehetra andalovany. Ireny no tanànany, fonenany satria eo anivon’izay mivory amin’ny Anarany Izy (Mt 18,20). Asa ankininy amin’ny Mpianany ny hitory ny fibebahana sy ny famelan-keloka…

Read More Read More

3 jolay: Md Tomà

3 jolay: Md Tomà

Njara Pascal

(תָּאוֹם – tā’ōm, t’omà en araméen, jumeau) Ankoatry ny hasin’ny Alahady andro voalohany, hankalazana an’i Kristy nitsangan-ko velona, dia avoitran’i Md Joany amin’ny Evanjely anio koa ny mety ho fanampiana antsika handresy ny fisalasalana sy ny falainan-kino, toa an’i Tomà,…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.