Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alatsinainy faha 16 mandavan-taona

Alatsinainy faha 16 mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ny fitohizan’ny evanjely anio amin’izay novakiana tamin’ny sabotsy XV moa dia misy andininy vitsivitsy nodinganina mitantara ny fanasitranan’i Jesoa an’ilay azon’ny demony sady jamba no moana, ka nolazain’ny Farisianina fa amin’ny alalan’i Belzebola lehiben’ny demony no nandroahan’i Jesoa ny demony….

Read More Read More

ALAHADY FAHA 16 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 16 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Andian’ondry eo an-tanan’Andriamanitra isika. Aorian’ny fandinihantsika ny fanirahan’i Jesoa ny Apôstôly hitory ny Evanjely, dia miverina amin’ny toetra tokony hananan’izay mahazo andraikitra amin’ny famahanana ny andian’ondriny ny Vakiteny anio. Ny Vakiteny I dia mampahatsiaro antsika ny tantaran’i Israely izay azo…

Read More Read More

Sabotsy faha 15 mandavan-taona

Sabotsy faha 15 mandavan-taona

Njara Pascal

Inona no mety amin’ny andro sabata: ny manao soa sa ny mamono? Rehefa nanasitrana ilay lehilahy maty tanana i Jesoa, tsy dia hoe vonjy aina tsy akory fa kosa fanasoavana ny olona iray. Mazava ny fanontaniana napetrany manoloana ilay lehilahy…

Read More Read More

Zoma faha 15 mandavan-taona

Zoma faha 15 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny jiogan’ny fitiavana ihany no hahafahana miaina am-piadanana; ny fanarahan-dalàna raha tsy misy fitiavana, dia zava-doza satria fiezahana ho lehibe eo anatrehan’ny lalàna sy ny mpitsara ny lalàna ety ivelany, ka na ho ela na ho haingana dia hanjary vesatra…

Read More Read More

Alakamisy faha 15 mandavan-taona

Alakamisy faha 15 mandavan-taona

Njara Pascal

Raha misy olona mihantona eo ambony hazofojaliana, ao anatin’ny fijaliana tanteraka, dia miantso anao hoe: “avia aty amiko, fa hohamaivaniko”, inona no havalinao? I Jesoa nanaiky hatramin’ny fahafatesana satria tia ny Ray ambonin’ny zavatra rehetra, ary tia antsika mihoatra noho…

Read More Read More

Alatsinainy faha 15 mandavan-taona

Alatsinainy faha 15 mandavan-taona

Njara Pascal

Iza no “mendrika an’i Jesoa”? Ireo mpianatra nirahiny hitory ny Evanjely maimaim-poana, tsy hiantehitra amin’ny harena fa hitoky amin’ny fitahian’Andriamanitra (Mt 10,1-15), tsy hampiasa hery fa halemy paika toy ny zanak’ondry eo am-povoan’ny amboadia (and. 16-25), mitoky amin’ny fitiavan’ny Ray…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 15 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 15 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Nofidìn’Andriamanitra isika mba hirahiny Avy nandinika ny andraikitra sahanin’ny Mpaminany isika, dia ny tokony hitoriany ny tenin’Andriamanitra na misy mpihaino na tsy misy! (Ez 2,2-5 jereo Alahady faha 14B) dia ambaran’ny vakiteny I amintsika anio ny tantaran’i Amôsy (7,12-15), Mpaminany…

Read More Read More

Sabotsy faha 14 mandavan-taona

Sabotsy faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

“Ny Mpianatra tsy ambony noho ny Mpampianatra” (and. 24, mialoha ny Evanjely anio). Ambaran’i Jesoa mazava amin’izay te hanara-dia Azy fa tsy misy lalan-kafa ankoatr’izay nosoritany mba hahatongavana any amin’ny voninahitry ny Ray. Ny fanendrikendrehana faran’izay ratsy no niantsoan’ny “olona”…

Zoma faha 14 mandavan-taona

Zoma faha 14 mandavan-taona

Njara Pascal

“Indro aho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia”. Teny tsy misorona, ka izay vonona ny hiaina marina tokoa ny maha irak’i Kristy azy, dia mahatsapa ny fahamarinan’io teny io, ary miombona anjara amin’ilay Zanak’ondry natolotra ho solo voina…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia V Paka 20 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.