Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Talata faha 17 mandavan-taona

Talata faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

 “Izao no hatao raha mby amin’ny fahataperan’izao tontolo izao”: ny ahi-dratsy hirehitra afo toy ny fako hodorana ao amin’ny memy mirehitra, ny marina kosa hirehitra afo ka hamirapiratra toy ny masoandro. Tsy fitsaran’olombelona tsy akory fa fitsaran’Andriamanitra mandrapahatongan’ny farany, hahatongavan’ny…

Read More Read More

Alatsinainy faha 17 mandavan-taona

Alatsinainy faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny voatsinapy izay nalain’ny olona ka nafafiny tany an-tanimboliny. Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lalivay. Fanoharana no itenenan’i Jesoa satria hanambara ny zavatra izay miafina hatramin’ny nanaovana izao tontolo izao izy. Zava-miafina ary fanontaniana…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 17 MANDAVAN-TAONA – Taona B

ALAHADY FAHA 17 MANDAVAN-TAONA – Taona B

Njara Pascal

Velomin’Andriamanitra amin’ny mofo avy Aminy isika. Taorian’ny nitantaran’i Marka an’i Jesoa nihantra ireo vahoaka tahaka ny ondry tsy manam-piandry (Mk 6,30-34: Alahady 16B) dia manomboka ny fampianarana momba ny “mofo velona nidina avy any an-danitra” isika mandritra ny alahady 5…

Read More Read More

Sabotsy faha 16 mandavan-taona

Sabotsy faha 16 mandavan-taona

Njara Pascal

Namaky loha ny olona hatramin’izay ka hatramin’izao ny fisian’ny ahi-dratsy maniry eo amin’ny tanimboly namafazan’Andriamanitra ny voa tsara. Avy aiza ny ratsy ary nahoana no toa mahomby kokoa ny mpanao ratsy noho izay mitandrina ny lalàna (Sal 73)? Mandra-piteraky ny…

Read More Read More

Zoma faha 16 mandavan-taona

Zoma faha 16 mandavan-taona

Njara Pascal

Izay mihaino ny teny ka mahalala azy no mamoa. Misy karazan-tany efatra anefa, izay azo lazaina ho ambaratonga amin’ny fandraisantsika ny Teny ka hahafahantsika mampamokatra azy eo amin’ny fiainantsika. Heveriko fa tsy ny tanin’ny hafa sy ny zaridainako no lazain’ny…

Read More Read More

25 jolay: Md Jakôba ZokinyApôstôly Martiry

25 jolay: Md Jakôba ZokinyApôstôly Martiry

Njara Pascal

I Jakôba voalaza eto dia ilay apôstôly zanak’i Zebede sy i Maria Salôme, zokin’i Joany ary zafin’olom-pirahavavy amin’i Jesoa Kristy. Nanarato niaraka tamin’i Zebede rainy izy no nantsoin’ny Tompo ho tonga mpanarato olona, hanaraka Azy amin’ny lalan’ny Evanjely. Araka ny…

Read More Read More

Alakamisy faha 16 mandavan-taona

Alakamisy faha 16 mandavan-taona

Njara Pascal

“Nahoana no fanoharana no hitenenanao aminy?” Ny vahoaka dia eny amoron-dranomasina no nitenenan’i Jesoa amin’ny fanoharana. Ny Mpianatra kosa, izany hoe ireo tapa-kevitra ka nanatona Azy, vonona hiakatra eo an-tsambokely miaraka Aminy, vonona hihaino ny hevitra miafina ambaran’ny fanoharana, izy…

Read More Read More

Alarobia faha 16 mandavan-taona

Alarobia faha 16 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny toko faha 13 amin’ny Evanjely nosoratan’i Matio dia entin’i Jesoa hanambarana amintsika ny misterin’ny Fanjakan’Andriamanitra. Fanoharana fito moa izy ireo raha ny marina, ka amin’ny maha fanoharana azy dia mampita hevitra iray amin’ny alalan’ny sarisary mora raisin’ny saina, saingy…

Read More Read More

Talata faha 16 mandavan-taona

Talata faha 16 mandavan-taona

Njara Pascal

Iza no reniko ary iza no iray tampo Amiko? Mazava ny valintenin’i Jesoa: izay miara-mihinana Aminy, miara-mitory ny Tenin’ny fiainana Aminy satria vonona ny hanao mandrakariva ny sitrapon’ny Ray. Ireo fianakaviana nipoiran’i Jesoa, nahita sy naheno ny fampianarany, toa mifanohitra…

Read More Read More

22 jolay: Mb Maria Madelena -Mpianatr’i Jesoa Tompo – Fankalazana

22 jolay: Mb Maria Madelena -Mpianatr’i Jesoa Tompo – Fankalazana

Njara Pascal

Ny Evanjely dia mitantara ny fisehoan’i Jesoa amin’i Maria Madelena, ilay nahatsapa ho notiavina ka tsy niandry ny andro ho mazava mba handeha hizaha ny “sisa tavela” tamin’ilay Malalany tany am-pasana.  Ezahan’ny Evanjely soritana (indrindra i Joany manokana) fa tsikelikely…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia V Paka 20 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.