Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia faha-18 mandavan-taona

Alarobia faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Ravehivavy, lehibe ny finoanao, aoka ho tanteraka aminao araka izay irinao. Tsy misy soa tanteraka raha tsy sitrapon’Andriamanitra. Raha maniry hahazo ny soa avy Aminy isika araka izany dia tsy maintsy hampifanaraka ny sitrapontsika amin’ny azy. Ampianarin’i Jesoa rahateo isika…

Read More Read More

06 aogositra: Fankalazana ny niovan’ny Tompo tarehy

06 aogositra: Fankalazana ny niovan’ny Tompo tarehy

Njara Pascal

Tsy azo sarahina ny fitantarana ny fiekem-pinoan’i Piera izay voafidy ho vato anorenana ny Fiangonana (Mt 16,13-19) sy ny Fiovan’ny Tompo tarehy (Mt 17,1-9) izay lazain’i Matio fa niseho afaka henemana taorian’izay. Ny havaloan’andro lazain’i Lioka dia manampy antsika hahazo…

Read More Read More

Talata faha-18 mandavan-taona

Talata faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Araka ny voalazan’ny Evanjely, rehefa avy nampitombo ny mofo i Jesoa, fa ao amin’ny Evanjely, tsy mampiasa io teny “mampitombo io. Mitso-drano no nataon’i Jesoa, ary ny nizara kosa no nataon’ny Mpianatra, ka rehefa avy nivoky ny mofo voatso-drano ihany…

Read More Read More

Alatsinainy faha-18 mandavan-taona

Alatsinainy faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Raha halalinina ny fizotry ny Evanjely, rehefa avy naka ka nandevina ny fatin’i Joany ny mpianany dia nandeha nitantara ny zava-nitranga tamin’i Jesoa, izay niala teo, niondrana an-tsambokely mba handeha hitokana samirery tany an’efitra. Ny toerana naha-lehibe Azy, ny tanindrazany…

Read More Read More

Alahady faha-18 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-18 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

RAIAMANDRENY MPAMELONA ANDRIAMANITRA. Mitohy ny fampianaran’i Jesoa momba ny Eokaristia, izay ampitain’i Joany amin’ny toko faha-6 amin’ny Evanjely nosoratany (izay vakiana hatramin’ny alahady 21B). Amin’ny fiainana andavan’andro manko dia toa tsy fampitomboana mofo araka ny lohateny nomena ny Evanjely novakiana…

Read More Read More

Sabotsy faha 17 mandavan-taona

Sabotsy faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

“Nalain’ny Mpianatr’i Joany kosa ny fatiny dia naleviny, vao lasa izy ireo nilaza izany tamin’i Jesoa”. Tsy misy mpaminany hajaina amin’ny tany nahabe azy. Ambaran’i Matio anefa fa miafara amin’ny martiry izany tsy fanajana izany, ka ny fitantarana ny nanapahana…

Read More Read More

Zoma faha 17 mandavan-taona

Zoma faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

Nankany amin’ny tanàna nahabe azy i Jesoa ka nampianatra tao amin’nySinagôgany. Tsy mahagaga ny fampianarana ao amin’ny Sinagôga, na dia ho an’ny olon-tsotra aza, satria izay voatondro hamaky ny vakiteny faharoa (Mpaminany) dia afaka manao fampianarana, araka ny fomban’ny Jody….

Read More Read More

Alakamisy faha 17 mandavan-taona

Alakamisy faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

Na ny fanoharana momba ny ahi-dratsy sy ny taom-pijinjana tamin’ny talata na ny fanoharana mikasika ny harato dia samy manambara ny fahataperan’izao tontolo izao, saingy samy manana ny antony, mazava loatra, nanoratan’i Md Matio azy. Ny voalohany dia mamaly ny…

Read More Read More

Alarobia faha 17 mandavan-taona

Alarobia faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

Raha jerentsika ary ireo fanoharana roa lazain’ny Evanjely anio dia manampy antsika hiverina handray ny Teny ka hanesotra ny tsilo, izany hoe “ny fiahiana ny fiainana sy ny fitaky ny harena” izay mety hanakana ny Teny tsy hamokatra ao amin’ny…

Read More Read More

Alarobia faha 17 mandavan-taona

Alarobia faha 17 mandavan-taona

Njara Pascal

Raha jerentsika ary ireo fanoharana roa voalohany lazain’ny Evanjely anio dia manampy antsika hiverina handray ny teny ka hanesotra ny tsilo, izany hoe “ny fiahiana ny fiainana sy ny fitaky ny harena” izay mety hanakana ny Teny tsy hamokatra ao…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia V Paka 20 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.