Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Zoma faha-18 mandavan-taona

Zoma faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Evanjely anio dia fanamafisana indray izay efa nolazain’i Jesoa tany amin’ny toko faha-10 mba hanalan’ny mpianatra ao an-tsainy ny fiheverana fa misy lalan-kafa azony safidiana ankoatr’izay efa nizoran’Izy Mpampianatra, indrindra moa manoloana toe-tsain’ny mpianatra izay tsy mihevitra araka an’Andriamanitra…

Read More Read More

15 Aogositra: Fankalazana manetriketrika an’i Masina Maria Virjiny Nampiakarina any an-danitra

Ny 1 novambra 1950 no nanambaran’ny Papa Pio XII ny nampiakarana an’i Masina Maria « vatana sy fanahy » any an-danitra ho foto-pinoana katôlika (dogme). Azo jerena ny Constitution apostolique Munificentissimus Deus (en anglais ou en italien). Ilay notorontoronina tsy azon-keloka dia…

Read More Read More

Alakamisy faha-19 mandavan-taona

Alakamisy faha-19 mandavan-taona

Njara Pascal

Tsy tokony mba hamindra fo amin’ny namanao va ianao tahaka ny namindrako fo taminao? Ambaran’ny Evanjely amintsika ny tokony hitondrana tena tahaka ny nitiavan’Andriamanitra antsika. Loharanom-pahasoavana ho an’ny hafa ny soa raisintsika avy amin’Andriamanitra. Misy anefa ny sasany tsy nahazo…

Read More Read More

Alarobia faha-19 mandavan-taona

Alarobia faha-19 mandavan-taona

Njara Pascal

Raha diso taminao ny rahalahinao dia manatòna azy, ka rehefa mitokana ianareo dia asehoy azy ny hadisoany. Ny tanjona dia mba hahazoana ny rahalahy, ny hahasambatra azy, ny hahalalany fa ny fahadisoany dia tsy mahasambatra azy. Ny fahotana manko dia…

Read More Read More

Alatsinainy faha-19 mandavan-taona

Alatsinainy faha-19 mandavan-taona

Njara Pascal

[Ny andininy faha-21 amin’ity toko ity moa dia lazain’ny mpandalina fa tsy nisy tao amin’ny Evanjelin’i Md Matio fa ny mpandika soratra (copistes) no nampiditra azy, avy amin’ny fitantaran’i Md Marka. Ny Evanjely vakiana amin’ny Sorona Masina rahateo dia manomboka…

Read More Read More

Alahady faha-19 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-19 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Ilana finoana ny Eokaristia. Mitohy ny fandalinana momba ny Eokaristia, momba an’i Kristy ilay manome ny Nofony ho fiainan’izao tontolo izao (Jo 6). Fanafintohinana ho an’ireo iray firenena aminy ny fampianaran’ilay zanak’i Josefa… ary mazàna zava-mitranga amin’ny fiainantsika ny mitsara…

Read More Read More

10 aogositra: Fankalazana an’i Md Laurent, Diacre Martiry

10 aogositra: Fankalazana an’i Md Laurent, Diacre Martiry

Njara Pascal

Diakra mpanampy an’i Sixte faha-21 i Md Laurent. Ny fizarany ny fananan’ny Fiangonana tamin’ny mahantra, araka ny tantara no naha-be fahavalo azy, araka ny tantarany, ka nisamborana azy sy namonoana azy tamin’ny fandorana azy ambony farafara vy. Ndeha àry hodinihantsika…

Read More Read More

Sabotsy faha-18 mandavan-taona

Sabotsy faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Evanjely anio dia mifanaraka amin’ny fitantarana ny fiovan’ny Tompo tarehy teny an-tendrombohitra sy ny fanontaniana mikasika an’i Elia ilay ho avy. Ireo mpianatra tsy niaraka taminy teny amin’ny tendrombohitra avo, tafasaraka taminy, mazava loatra no nitondran’ity lehilahy ny zanany…

Read More Read More

Zoma faha-18 mandavan-taona

Zoma faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Evanjely anio dia fanamafisana indray izay efa nolazain’i Jesoa tany amin’ny toko faha-10 mba hanalan’ny mpianatra ao an-tsainy ny fiheverana fa misy lalan-kafa azony safidiana ankoatr’izay efa nizoran’Izy Mpampianatra, indrindra moa manoloana toe-tsain’ny mpianatra izay tsy mihevitra araka an’Andriamanitra…

Read More Read More

Alakamisy faha-18 mandavan-taona

Alakamisy faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Tany Sezarea an’i Filipo, zanak’i Herôda, eo amin’ny toerana ipoiran’ny iray amin’ireo loharano mitambatra ho Ony Jordany, noheverin’ny olona tamin’izany fa fonenan’ny andriamanitra Pan sy Nymphe, izay ninoan’ny olona fa nameno zava-tsoa an’izay niankohoka nitsaoka azy, indrindra amin’ny fanondrahana ny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia V Paka 20 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.