Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Zoma faha-20 mandavan-taona

Zoma faha-20 mandavan-taona

Njara Pascal

Lasa nandeha ny Farisianina rehefa tsy nahomby tamin’ny fandrika nataony tamin’ny nanontaniany an’i Jesoa raha toa ka tokony hatao ny mandoa hetra amin’i Sezara na tsia (Mt 22,15-22) ary rehefa novaliany mba hanome an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra, ka ny vola misy…

Read More Read More

Alakamisy faha-20 mandavan-taona

Alakamisy faha-20 mandavan-taona

Njara Pascal

“Ry sakaiza, nahoana ianao no miditra eto nefa tsy miakanjo ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady?” Maimaim-poana ny fiantsoana, ny rehetra no antsoina ka nahoana indray ary no ilàna vaniny izay miditra ao? Tsara ho fantatra aloha fa tsy araka ny…

Read More Read More

Alarobia faha-20 mandavan-taona

Alarobia faha-20 mandavan-taona

Njara Pascal

“Inona ny valisoa ho azonay nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka anao?” Izany no fanontanian’i Md Piera manoloana ny tsy fahafoizan’ilay zatovo ny harem-beny ka nandehanany amin’alahelo. Izay mahafoy dia mety hihevitra hahazo mihoatra noho ny an’ny hafa ve? “Hahazo…

Read More Read More

21 aogositra : Victoire Rasoamanarivo (1848-1894), Olontsambatra

21 aogositra : Victoire Rasoamanarivo (1848-1894), Olontsambatra

Njara Pascal

Ny fitaran’ny Evanjely dia mazava loatra fa midika ihany koa hoe fitaran’ny sedra sy ny olana tsy maintsy vahana amin’ny fampanaraham-bolontany (inculturation) sy ny fanadiovana ny kolotsaina hifanaraka amin’ny Evanjely (évangélisation). Raha banga ny iray amin’ireo (fidelité a Dieu et…

Read More Read More

Talata faha-20 mandavan-taona

Talata faha-20 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny mahantra no handova ny fanjakan’ny Lanitra, ary tsy afaka hanompo an’Andriamanitra sy Mamôna miaraka isika. Izay mitoky amin’ny hareny ka manadino an’ilay Loharanon’ny soa rehetra dia tsy afaka hiditra ao amin’ny fanjakan’ny Eokaristia: fisaorana sy fiderana. Tsy fitanisana ny…

Read More Read More

Alatsinainy faha-20 mandavan-taona

Alatsinainy faha-20 mandavan-taona

Njara Pascal

Ry Mpampianatra[1] o, inona no “tsara” (ἀγαθός – agathos) tokony hataoko mba hahazoako (ἔχω – echô) ny fiainana mandrakizay? Ao amin’i Marka (Mk 10,17-22) sy i Lioka (Lk 18,18-23): Ry mpampianatra “tsara” (ἀγαθός – agathos) o! inona no ataoko mba…

Read More Read More

Alahady faha-20 Taona B mandavan-taona

Alahady faha-20 Taona B mandavan-taona

Njara Pascal

TENA FIHINANA NY NOFOKO ARY TENA FISOTRO NY RAKO Mitohy ny fandalinana ny finoantsika mikasika ny Eokaristia. Hatramin’ny alahady faha-21 isika dia manohy ny famakiana ny toko faha-6 amin’ny Evanjely nosoratan’i Md Joany (Jo 6). Izany fandalinana izany dia manampy…

Read More Read More

Sabotsy faha-19 mandavan-taona

Sabotsy faha-19 mandavan-taona

Njara Pascal

Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy, fa an’ny tahaka azy ireo ny Fanjakan’ny lanitra. Tamin’ny talata, henontsika tamin’ny Evanjely ny fanontaniana hoe: “Iza no ambony indrindra (μείζων – meizôn: lehibe, zokiolona) amin’ny fanjakan’ny lanitra?” Izay tonga toy…

Read More Read More

Zoma faha-19 mandavan-taona

Zoma faha-19 mandavan-taona

Njara Pascal

Taratry ny fiombonan’i Kristy sy ny Fiangonana ny Fanambadiana, hoy i Paoly tamin’ny Kristianina tany Efezy. Nahoana i Môizy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy, raha toa ka ny fikambanana tanteraka toy ny lamban’akoho ka aina no fetra…

Read More Read More

Zoma faha-18 mandavan-taona

Zoma faha-18 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Evanjely anio dia fanamafisana indray izay efa nolazain’i Jesoa tany amin’ny toko faha-10 mba hanalan’ny mpianatra ao an-tsainy ny fiheverana fa misy lalan-kafa azony safidiana ankoatr’izay efa nizoran’Izy Mpampianatra, indrindra moa manoloana toe-tsain’ny mpianatra izay tsy mihevitra araka an’Andriamanitra…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Talata V Paka 19 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.