Alakamisy faha-21 mandavan-taona
Miambena àry fa tsy fantatrareo izay tapak’andro hiavian’ny Tomponareo. Miambena sao hitovy anjara amin’ny mpihatsaravelatsihy. Valinteny nomen’i Jesoa an’ireo mametra-panontaniana mikasika ny farandro (συντέλεια) io. Ny fanombohan’ny toko faha-24 moa dia fampianarana mba hamantatra ny toetry ny andro, ny “signes…