Zoma faha-21 mandavan-taona
Anio sy rahampitso no hamakiana ny toko faha-25 amin’ny Evanjely nosoratan’i Md Matio (Mt 25). Mampitodika ny saintsika hahatsiaro izay hiafarana. Raha jerena ireo fizarana telo asongadin’io toko faha-25 io (Virjiny/talenta/fitsarana) dia mampianatra antsika ireo dingana tokony hihainantsika ny fitiavana:…