Alatsinainy faha-20 mandavan-taona
Ry Mpampianatra (tsy misy tsara ao amin’i Matio) o, inona no “tsara” (ἀγαθός agathos) tokony hataoko mba hahazoako (ἔχω echo) ny fiainana mandrakizay? Ao amin’i Marka (Mk 10, 17-22) sy Lioka (Lk 18, 18-23): Ry mpampianatra “tsara” (ἀγαθός agathos) o!…