Alatsinainy faha-18 mandavan-taona
Raha alalinina ny fizotry ny Evanjely, avy naka ka nandevina ny fatin’i Joany ny mpianany no nandeha nitantara ny zava-nitranga tamin’i Jesoa, izay niala teo, niondrana an-tsambokely mba handeha hitokana samirery tany an’efitra. Ny toerana naha-lehibe Azy, ny tanindrazany (πατρίς…