ALAROBIA II FIAVIANA
Isaia 40, 25-31 / Sal 102 / Md Matio 11, 28-30 Ny zatovo mety sasatra sy vizana, ary ny zokiolona mety ho solafaka ka hianjera, fa izay miankina amin’ny Tompo kosa hahazo hery vaovao, hiazakazaka tsy hahalala sasatra, handeha tsy hahatsiaro vizana. Afaka manankina ny fiainana amin’Andriamanitra izay miaiky fa tsy misy toa Azy…