URBI ET ORBI 2020
Vavaka manokana natao hiatrehana ny fihanaky ny valanaretina notarihin’ny Papa Ray Masina François Tokotaniben’ny Basilika Md Piera, 27 martsa 2020. Dikan-teny fr. Njara Pascal, OSsT VAKITENY: Marka 4, 35 nony hariva ny andro, dia hoy izy taminy: Andeha isika hita ho eny an-dafin-drano. 36Dia nilaozan’izy ireo teo ny olona ka nentiny tamin’izao tao an-tsambo…