Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Author

Trinitaires Madagascar

Posts by Trinitaires Madagascar

Zoma masina

Zoma masina

Trinitaires Madagascar

Tsy lalana mankany amin’ny fahafatesana ny lalan’ny hazofijaliana fa lalana mankany amin’ny voninahitra, mankany amin’ny fandresena. Tsy ny fijaliana hampietsi-po no tian’ny litorjia sy ny Tenin’Andriamanitra havoitra araka izany amin’ny FANKALAZANA amin’ity andro ity fa ny Fitiavan’Andriamanitra mandresy ny ratsy…

Read More Read More

Alakamisy Masina

Alakamisy Masina

Trinitaires Madagascar

 Ny Haggadah (tantara) no nentin’ny zanak’Israely nampita ny finoany mba tsy hanadinoana izay nataon’YHWH tamin’ny vahoakany, 1500 taona talohan’i Kristy (Dt 4, 9), tantara entiny manambara sy mampita ny finoany (Dt 26, 5-8). Nankalazain’izy ireo isan-taona izany, isaky ny harivan’ny…

Read More Read More

LALAN’NY HAZO FIJALIANA
HO AN’IREO KRISTIANINA ENJEHINA

LALAN’NY HAZO FIJALIANA
HO AN’IREO KRISTIANINA ENJEHINA

Trinitaires Madagascar

ho an’ny Fianakaviana Triniterasy any amin’ny Paroasy sy Sekoly tantanan’ny Trinitera na ho an’ireo te hiombona amin’ny fijalian’ny Eglizy enjehina noho ny finoana Tadiavin’izao tontolo izao afenina ny fanenjehana ny kristianina, hoy Papa François (Angelus 15 mars 2015 nivavahany ho…

Read More Read More

Triduum sacrum paschale

Triduum sacrum paschale

Trinitaires Madagascar

Hateloana hankalazana ny Paka. Ny Vavaka mitohy (Triduum) dia fanomanam-panahy amin’ny fotoan-dehibe iray no hiheverantsika araka ny mahazatra, tsy hangatahana fahasoavana anefa fa hankalazana ny fahasoavana efa azo, hahatsapana ny fitiavan’Andriamanitra tsy mety lefy ho antsika olombelona. Ny hateloan’andron’ny Paka…

Read More Read More

Alarobia Masina 

Alarobia Masina 

Trinitaires Madagascar

Ny vakiteny voalohany dia manohy ny fikaloana an’ilay Mpanompon’YHWH amin’ny tonokalo fahatelo (efa novakiana tamin’ny Alahady). Amin’ny teniny no ankaherezan’ilay mpanompo an’izay reraka. Tsy teniteny foana anefa fa teny ianarana tsara (לִמּוּד, limmòd avy amin’ny לָמַד lamad, mampianatra). Ny fihainoana…

Read More Read More

Talata V Karemy

Talata V Karemy

Trinitaires Madagascar

Vakiteny I : Fanisana 21,4-9,Salamo 102,2-3.16-18.19-21,Evanjely : Md Joany 8,21-30. Vakiteny amin’ny fanandratana ny Hazofojaliana (14 septambra) ny vakiteny I. Ny Hazofijaliana izay fahamenarana satria ny fahafatesana mahafa-baraka indrindra ary nentin’ny tsy mpino nanivaiva ny Kristianina sy ny fivavahany, no tonga rehareha…

Read More Read More

Alakamisy II Karemy

Alakamisy II Karemy

Trinitaires Madagascar

Jeremia 17, 5-10Salamo 1Md Lioka 16, 19-31 “Ho voaozona ny olona mitoky amin’olombelona, sy manao ny nofo ho sandriny, ary miala amin’ny Tompo ny fony. Hohasoavina ny olona mitoky amin’ny Tompo, sy manatena ny Tompo ho tokiny… mamaly ny olona…

Read More Read More

25 janoary: fibebahan’i Md Paoly

25 janoary: fibebahan’i Md Paoly

Trinitaires Madagascar

Ankalazain’ny Fiangonana anio ny herin’ny fahasoavan’Andriamanitra nanova an’i Saoly, ilay nirìn’Andriamanitra ho Paoly, nanao ny tenany ho bitika mba hisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra. “Mandehana ianareo amin’izao tontolo izao, mitoria ny Evanjely amin’ny voaary rehetra”: noraisin’ity Apôstôly ity ara-bakiteny izany iraka izany satria…

Read More Read More

20 desambra

20 desambra

Trinitaires Madagascar

– (Cf 25 Mars) ALAHADY IV FIAVIANA TAONA B Izaia 7,10-14/Salamo 23 /Md Lioka 1,26-38 Rehefa nandray enim-bolana i Joany dia nirahin’Andriamanitra ny Anjely ho any Galilea, ho any Nazareta. Fotoana mampahatsiaro ny andro faha-enina naharian’Andriamanitra ny olombelona, mampahatsiaro ny…

Read More Read More

Alarobia II Fiaviana

Alarobia II Fiaviana

Trinitaires Madagascar

Izaia 40,25-31Salamo 102 Md Matio 11,28-30 Ny zatovo mety sasatra sy vizana, ary ny zokiolona mety ho solafaka ka hianjera, fa izay miankina amin’ny Tompo kosa hahazo hery vaovao, hihazakazaka tsy hahalala sasatra, handeha tsy hahatsiaro vizana. Afaka manankina ny fiainana…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia V Paka 20 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.