Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Sabotsy faha-28 mandavan-taona

Sabotsy faha-28 mandavan-taona

Njara Pascal

Manamafy ny fitokisana tokony hananan’ny mpianatra miatrika ny mety ho fanenjehana sy ny tsy fahafahana mitory an-kalalahana ny Tenin’Andriamanitra i Jesoa: tsy misy takona izay tsy haseho ary mbola ho toriana eny an-tafon-trano izay bitsihina amin’ny sofina ao an-trano. I…

Read More Read More

18 OktobraMd Lioka Evanjelista.

18 OktobraMd Lioka Evanjelista.

Njara Pascal

Nosafidian’ny Fiangonana ny fanombohan’ny toko faha-folo mba ho entina mankalaza ny fetin’i Md Lioka, grika teraka tany Antiokia (Syrie), mpiara-miasa tamin-dry Paoly, fa nanapa-kevitra kosa mba handalina sy handahatra ny fampianarana nolovana tamin’ny Apôstôly, mikasika an’i Jesoa, ka nampiharihary fa…

Read More Read More

Zoma faha-28 mandavan-taona

Zoma faha-28 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny lalivay dia taharo mahery vaika mampibohoka ny zavatra mba hananany endrika hafa noho ny tena izy. Misy ny lalivain’ny farisianina ary misy koa ny lalivain’ny Fanjakan’ny lanitra, hampitombo ny koba manontolo (in-telon’ny famarana) ho tonga mofo telo hamahanana ny…

Read More Read More

Alakamisy faha-28 mandavan-taona

Alakamisy faha-28 mandavan-taona

Njara Pascal

[Loza ho anareo, mila loza ianareo… οὐαί (ouai) moa amin’ny grika dia maneho ny alahelo amin’ny zavatra tsy mandeha araka ny tokony ho izy, ny alahelon’ilay nanao izay tratry ny ainy saingy nolavin’ilay notiavina kosa. Na ny dikan-teny vaovao hoe…

Read More Read More

Alarobia faha-28 mandavan-taona

Alarobia faha-28 mandavan-taona

Njara Pascal

Loza ho anareo, mila loza ianareo… ireo ny dikan-tenintsika. Οὐαί (ouai) moa amin’ny grika dia maneho ny alahelo amin’ny zavatra tsy mandeha araka ny tokony ho izy, ny alahelon’ilay nanao izay tratry ny ainy saingy nolavin’ilay notiavina kosa. Na ny…

Read More Read More

Talata faha-28 mandavan-taona

Talata faha-28 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny sasany mitady famantarana mba hinoana, fa ho an’ireo mihevitra ny ho tonga mpianatra, vonona ny hitory ny Evanjelin’ny Fiadanana kosa dia antsoin’i Kristy ho vonton’ny fahazavany aloha, handray ny Teny ka hamela azy haninteraka ny atifanahiny ary hitahiry ny…

Read More Read More

Alatsinainy faha-28 mandavan-taona

Alatsinainy faha-28 mandavan-taona

Njara Pascal

[Lioka 11,27-28]- Ny fahasambaran’i Masina Maria dia izay irin’Andriamanitra ho an’ny zanany rehetra. Asain’i Jesoa hanahaka azy koa ilay vehivavy toa velom-pialonana nitsiriritra ny fahasambarany. Ny fahaizan’i Maria nihaino sy nitahiry tao am-pony ny Teny no loharanom-pahasambarany, ary izay rehetra…

Read More Read More

Alahady faha-28 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-28 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Mety hisakana tsy ho tafiditra any an-danitra ny harena   Amin’ny vakiteny voalohany dia mampianatra antsika fa tsy harena na fahaizana azontsika hireharehana ny fahendrena fa fanomezana mila angatahina amim-panentren-tena avy amin’Andriamanitra. Ka na izay mihevitra ho olon-kendry sy tototr’izao…

Read More Read More

Zoma faha-27 mandavan-taona

Zoma faha-27 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny hazavana dia tsy mandroaka ny haizina fotsiny fa mampihahaka azy mihitsy. Tsy afaka miara-mitoetra ny mazava sy ny maizina. Toy izany koa, ny Teny dia mandresy izay mety ho tsy fahafaha-miteny na ny fibadabadana, izay matetika vokatry ny tsy…

Read More Read More

Alakamisy faha-27 mandavan-taona

Alakamisy faha-27 mandavan-taona

Njara Pascal

Sady Ray no Reny Andriamanitra, Raiamandreny. Manampy antsika hahita izany ny Boky Jenezy raha mitantara ny vavaka nataon’i Abrahama ho an’i Sôdôma sy Gômôra: “Sanatria anao (חָלִ֨לָה לְּךָ֜ – Hālilāh lekhā – fampiasa amin’ny “ianao” lehilahy) ny hamono ny marina…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka
  • Alakamisy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alatsinainy V Paka 18 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.