Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alakamisy faha-30 mandavantaona

Alakamisy faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Tadiavin’i Herôda hovonoina ianao. Fa tsy azon’izy ireo sakanana ve i Herôda mba tsy hamono an’i Jesoa? Misy fiantsaram-belatsihy miafina ao anatin’ny teny mamy, toa mitory fitiavana, saingy raha ny marina dia satria manelingelina ny fomba fisainana sy ny fahazarana…

Read More Read More

Alarobia faha-30 mandavantaona

Alarobia faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Ampahatsiahivin’i Md Lioka isika fa eny an-dalana miakatra ho any Jerosalema i Jesoa. Tamin’iny lalana iny no nahitany ilay azon’ny jiolahy, amin’ily lalana iny no hamangiany an’i Samaria sy Galilea (Lk 17). Eo am-pampianarana ny tanàna sy ny vohitra izy…

Read More Read More

Talata faha-30 mandavantaona

Talata faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Miaina ny taom-pahasoavana hievoevoana manodidina sy hanasi(v)ana zezika isika. Mbola manazava izany ny Evanjely, mampahatsiaro antsika fa tsy zavatra mety hampieboebo, harantiranty ety ivelany akory ny fomba fiasan’Andriamanitra fa sahala amin’ny tsimok’aina entin’ny voatsinapy, tahaka ny otrik’aina entin’ny lalivay. Izany…

Read More Read More

Alatsinainy faha-30 mandavantaona

Alatsinainy faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

[Tsy mila voa tsy hary Andriamanitra amin’ny fiangaviana antsika mba hibebaka. Miandry telo taona toy ny mpamboly aviavy, ary mbola mihaino ny manompony koa hiandry taona hafa, taom-pahasoavana, hihevoana sy hanasi(v)ana zezika mba hamokarana, “raha tsy izany dia hokapaina ihany…

Read More Read More

Sabotsy faha-29 mandavantaona

Sabotsy faha-29 mandavantaona

Njara Pascal

Ny fiantombohana sy ny fiafaran’ny toko faha-13 amin’ny Evanjely nosoratan’i Lioka dia resaka faty: amin’ny fiandohana dia mitantara ireo Galileanina novonoin’i Pilaty, ary any amin’ny farany milaza an’i Jerosalema mamono ny mpaminany; any amin’ny fiandohana milaza ny olona valo ambin’ny…

Read More Read More

Alahady faha-30 mandavantaona Taona B

Alahady faha-30 mandavantaona Taona B

Njara Pascal

Mpanelanelana sy mpanasitrana mahay mihantra i Jesoa Kristy Mankalaza ny  volan’ny Misiona sy ny Raozery moa ny Eglizy amin’ny volana Oktobra. Mamela hafatra manokana mandrakariva ny Papa hiainana izany ka anjaran’ny tsirairay ny manovo aim-panahy amin’izany mba hitomboana amin’ny zotom-po…

Read More Read More

Zoma faha-29 mandavantaona

Zoma faha-29 mandavantaona

Njara Pascal

Ahoana no tsy hahafantaranareo izay marina? Mitovy amin’ny fomba hahafantarana ny orana miforona ho orana no tokony hahalalana ny andro diavina hoy i Jesoa. Mampalahelo anefa fa mora kokoa ny mifantoka amin’ny zavatry ny tany ary indraindray, tsy hoe tsy…

Read More Read More

Alakamisy faha-29 mandavantaona

Alakamisy faha-29 mandavantaona

Njara Pascal

 “Tonga hanipy afo ety an-tany aho, ka akory ny faniriako mba hirehetan’izany sahady!” Izay no anombohan’i Jesoa hilazana amintsika ny iraka nahatongavany : ny mission (iraka) amin’ny maha-Kristy (voahosotra) Azy : hanipy afo… Mampahatsiaro antsika koa ny fiantsoana an’i Moizy…

Read More Read More

Talata faha-29 mandavantaona

Talata faha-29 mandavantaona

Njara Pascal

Aorian’ny fankaherezana an’ireo mpianatra mba hatoky ny fitondran’Andriamanitra sy ny fitiavany (Providence), dia mampianatra azy ireo mba haharitra amin’ny fiambenana i Jesoa. Ahoana moa izany? Araka ny fampianaran’i Md Lioka dia misy fandavorariana telo amin’ny asam-pamonjena (eschatologie): ny voalohany dia…

Read More Read More

Alahady faha-29 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-29 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Ny Fijaliana: azo ampiasaina ho fanavotana. Tamin’ny alahady heriny isika dia nandinika ny fomba fifandraisantsika amin’ny vola aman-karena, ary mazava ny tenin’i Jesoa momba izany: raha sanatria izay hahazoana tombon-tsoa sy harena ihany, izay azo avadika “chiffre” ihany no misy…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka
  • Alakamisy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alatsinainy V Paka 18 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.