Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia faha-27 mandavan-taona

Alarobia faha-27 mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ny fitohizan’ny fitantaran’ny Evanjely no hahafahana mahazo ny hevitra tian’i Lioka hahatongavana. Ny nanirahana ilay Samaritana dia ny haha-sambatra amin’ny maha zanaka azy avy ny olombelona rehetra ka ho afaka hiantso am-pitokisana an’Andriamanitra hoe : Abba, Dada. Izany no ampianarin’i…

Read More Read More

8 oktobra: Notre Dame du Bon RemèdeMpiaro voalohany ny Fikambanan’ny Trininte Masina

8 oktobra: Notre Dame du Bon RemèdeMpiaro voalohany ny Fikambanan’ny Trininte Masina

Njara Pascal

Ny vakiteny voalohany dia nalaina tao amin’ny Toko fahafolon’ny Boky Fahendrena, izay mitantara ny fitantanan’ny Fahendrena ny Tantaran’izao Tontolo izao, hatrany amin’ny fahariana ka hatramin’ny Eksaody. Ny Fahedrena no nanavotra ny olona nidiran-doza noho ny fahadisoany ihany, ka manoloana ny…

Read More Read More

Talata faha-27 mandavan-taona

Talata faha-27 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny ohatra navelan’ilay Samaritanina dia manampy antsika hahazo bebe kokoa ny toetra mampiavaka ilay Mpampianatra milaza amin’izay mikatsaka ny fanjakany mba “handeha ka hanao toy izany ihany koa”. Tsy Mpisorona na Levita minia tsy hijery ny fahorian’ny hafa sanatria fa…

Read More Read More

Alatsinainy faha-27 mandavan-taona

Alatsinainy faha-27 mandavan-taona

Njara Pascal

Nirahin’i Jesoa hitory ny Fanjakan’Andriamanitra sy hanomana ny fiaviany ny mpianany. Na ny ho sambatra sy ho any an-danitra aza anefa ny faniriana kolokolointsika ao am-po, dia mety tsy hifanaraka amin’ny fampianaran’i Jesoa ny fiheverantsika izany lanitra izany. Misy ny…

Read More Read More

Alahady faha-27 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-27 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Fianakaviana iray ny olombelona. Amin’ny volana Oktôbra moa dia mankalaza ny volan’ny Raozery isika, tsy hoe mba hanaovana io fivavahana io amin’ity volana ity, fa mba hahatonga ny fanaovana azy ho fahazarana mandritra ny androm-piainana. Ny Raozery moa dia vavaka…

Read More Read More

Sabotsy faha-26 mandavan-taona

Sabotsy faha-26 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny valisoan’izay manaiky ho iraka dia ny hafaliana amin’ny fandraisana anjara amin’ny asam-pamonjena. Izay mahita ny “vokatra marobe” ihany anefa no afaka mifaly ka manadino ny harerahana sy ny mety ho fijaliana niaretana. Faly ny Mpianatra satria resy ny demony:…

Read More Read More

Zoma faha-26 mandavan-taona

Zoma faha-26 mandavan-taona

Njara Pascal

[Hitondra fiadanana no antony anirahana ny mpianatra, ka izany fiadanana izany no rariany ho an’izay trano idirany. Izay mandray izany fiadanana izany ihany manko no afaka mandray koa ny Fanjakan’Andriamanitra. Tahaka ny zanak’ondry eo anivon’ny amboadia anefa ny mpianatra, ka…

Read More Read More

Alakamisy faha-26 mandavan-taona

Alakamisy faha-26 mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ny fitantarana ny Evanjely dia niezahan’i Lioka ny tsy hamerimberina zavatra mitovy. Mikasika ny fanirahana ny mpianatra anefa dia izy irery ihany no namerina izany amin’ireo Evanjelistra efatra, ka mitantara indray ny fanirahana ireo Apôstôly (Lk 9,1-6) mba hilazany amin’ny…

Read More Read More

01 oktôbra :Fetin’i Mb Terezin’i Jesoa Zazakely sy ny Endrika Masina

01 oktôbra :Fetin’i Mb Terezin’i Jesoa Zazakely sy ny Endrika Masina

Njara Pascal

Anisan’ireo Vehivavy 4 Mpampianatry ny Eglizy i Mb Terezy. Tao amin’ny fiainana ny fahatsorana, vokatry ny fitokisana tanteraka ny fitiavan’Andriamanitra Ray, araka ny fanomezam-pahasoavana manokana iainan’ny Fikambanan’ny Carmélites moa no nampiavaka azy. Ny fahatsapana izany maha-zanaka tian’Andriamanitra izany, hoy izy…

Read More Read More

Alatsinainy faha-26 mandavan-taona

Alatsinainy faha-26 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny ady hevitra ny amin’izay ho lehibe dia voajanahary ao amin’ny olombelona, saingy ny fomba fiheverana izany halehibeazana izany no mety hiova arakaraka ny endriky ny andriamanitra tompoina. Averiko mandrakariva ny hoe “tsy afaka ny tsy haka tahaka ny andriamanitra…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka
  • Alakamisy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alatsinainy V Paka 18 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.