Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alahady faha-26 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-26 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Iza avy no tena an’i Kristy? Anareo mpanan-karena kosa indray izao: mitomania sy migogogogoa, fa indro ny lozanareo efa midona. Raha tsy azo ny zavatra tian’i Md Jakôba lazaina dia tahaka ny hoe mifanohitra amin’ny sitrapon’Andriamanitra ny fiadanana eto an-tany,…

Read More Read More

Sabotsy faha-25 mandavan-taona

Sabotsy faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal

Hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona. Fa tsy azon’izy ireo, na ny marimarina kokoa tsy tian’izy ireo ho azo izany teny izany. Faniriana ao anatin’ny olona ny hitovy amin’Andriamanitra. Fahamasinana ny fiezahana amin’izany saingy fahafatesana kosa raha diso ilay endrik’Andriamanitra…

Read More Read More

27 septembre:Fankalazana an’ Md Vincent de Paul, Mpiaro faharoa an’i Madagasikara

27 septembre:Fankalazana an’ Md Vincent de Paul, Mpiaro faharoa an’i Madagasikara

Njara Pascal

Henontsika tamin’ny vakiteny I teo ny nolazain’Izaia: tsy levenam-bola hahazoana valisoa tsy akory ny fifadian-kanina hifampizarana ny sakafo amin’ny hafa fa kosa fanafody hanasitranana haingana ny ratram-po mahazo ka hahafahana manantena ny hazavana, eny fa na dia mbola toy ny…

Read More Read More

Zoma faha-25 mandavan-taona

Zoma faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal

Taorian’ny filazana ny fieritreretan’i Herôda momba an’i Jesoa dia alefan’i Lioka any an’efitra indray ny fitantarana, fa manampy antsika kosa anefa izany hahazo ny hafatra tiany hambara: ao an-dapan’ny mpanjaka dia ny olona tsongoin’olom-bolo no afaka mihinana sy mahazo tombontsoa….

Read More Read More

Alakamisy faha-25 mandavan-taona

Alakamisy faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny fihainoana ny fitantarana ireo famantarana nataon’i Jesoa: ny tafio-drifotra nitsahatra (Lk 8, 22-25), ny fanasitranana ilay azon’ny demony (Lk 8,26-39), ny fananganana ho velona ny zanak’i Zaira sy fanasitranana ilay vehivavy nitsi-drà (Lk 8,40-56) no nahavery saina an’i Herôda…

Read More Read More

Alarobia faha-25 mandavan-taona

Alarobia faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal

Manaraka ny fitantaran’i Marka ihany i Lioka saingy ny famangian’i Jesoa ao Nazareta dia efa nataony tany amin’ny fiandohan’ny Evanjeliny (Lk 4,16-30), ka aorian’ny fitantarana ireo famantarana nataon’i Jesoa: ny tafio-drivotra nitsahatra (Lk 8,22-25), ny fanasitranana ilay azon’ny demony (Lk…

Read More Read More

Talata faha-25 mandavan-taona

Talata faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal

Ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao te-hihaona aminao. Ambaran’i Lioka fa nampianatra ny vahoaka be i Jesoa (Lk 8,4), ankoatr’ireo izay nanapa-kevitra fa hanaraka Azy, nihaino ny fampianarany, nositraniny ka afaka manompo azy (and. 1-3).  Ka inona àry no…

Read More Read More

Alatsinainy faha-25 mandavan-taona

Alatsinainy faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal

Eo ambony fanaovan-jiro no apetraka ny jiro mba hahitan’izay miditra ny mazava. Tsy ny jiro tsy akory no banjinina fa ny hazavan’ny jiro no hahitana ny zava-misy tsaratsara kokoa araka ny hazavana apariakany. Raha ny mpianatra araka izany no tonga…

Read More Read More

21 septambra: Md Matio, Apostoly sy Evanjelista

21 septambra: Md Matio, Apostoly sy Evanjelista

Njara Pascal

Araka ny fandinihan’ny maro dia Matio no ilay Mpanora-dalàna tonga mpianatry (μαθητεύω) ny fanjakan’ny lanitra (Mt 13, 52). Amin’ny Evanjely anio kosa dia izy ilay mparory hetra (τελώνης telones) nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an’i Jesoa. Raha lazaina ambangovangony…

Read More Read More

Alahady faha-25 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-25 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Ny fialonana mandrava fitiavana,ny fanetren-tena ahavitana soa. Ifanakano ny marina satria manahirana antsika izy. Tamin’ny alahady heriny isika dia nandinika ilay Mpanompon’i YHWH mihaino ny Teny ka sahy mijoro am-pitokiana manoloana ny mpisompatra. Mitohy ny fandinihana izany misterin’ny fiainana izany,…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka
  • Alakamisy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alatsinainy V Paka 18 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.