Sabotsy faha-24 mandavan-taona
Ny fihainoana ny Teny sy ny fanekena azy no iompanan’ity toko faha-8 ity. Fanoharana no itenenan’i Jesoa amin’ny vahoaka. Ny hoe παραβάλλω (paraballô) moa dia midika hoe mametraka (na manipy) zavatra eo anilany na eo alohan’ny olona iray (na zavatra…