Trinitera Malagasy
24 desambra

24 desambra

Njara Pascal Comments 0 Comment

2 Samoela 7, 1-5.8b-11.16/ Sal 88b/ Md Lioka 1, 67-79

Hohiraiko mandrakizay ny hatsaram-pon’ny Tompo, ambarako amin’ny firenena rehetra ny fahamarinanao. Isaorana Izy fa mamangy sy manavotra ny olona. Izany no ataony dia ny mba hanompoantsika azy tsy amin-tahotra, am-pahamasinana sy am-pahamarinana. 

Ray o, nohavaozin’izao fanomezanao mahagaga izao izahay, ka enga anie ho tahaka ny hiomananany hankalaza ny nahaterahan’ny Zanakao mendrika hotsaohina no hahhafaly anay hahazo ny soa mandrakizay avy aminy. Ambaran’ny vavaka aorian’ny Komonio fa miankina amin’ny fiomanana ny halalin’ny hafaliana. I Joany Batista no tonga hanomana ny fiavian’ny Mesia, izy no ilay Elia ho avy, hanambara amin’ny olona ny tena famonjena dia ny famelana ny hadisoana. 

Tsy isika no hanamboatra trano honenan’Andriamanitra fa izy no efa nanomana lanitra hivondronantsika mba hidera ny voninahiny. Tsy ny fahamendrehantsika fa ny famindram-pony. Izay no mahatonga an’i Md Paoly hilaza fa ao amin’ny toerana mampiavosa ny fahotana mahasafononoka ny fahasoavana. Lehibe noho ny fahotantsika manko ny famindram-pon’Andriamanitra. 

Nanangana tandrom-pamonjena ho antsika izy. Inona moa izany tandrom-pamonjena izany? Fandikana ara-bakiteny ny fomba fiteny hebrio, hilazana fa ny tandroka dia manambara hery tsy hay tohaina. Famonjena mahefa, tsy azon’iza na iza toherina izany no hevitry ny hoe tandrom-pamonjena. Tsy hisy hahatohitra ny herin’Andriamanitra vonona mandrakariva hanavotra ny vahoakany.

Ny mahavery saina indraindray dia satria afagarontsika ny famionjen’Andriamanitra sy ny fanirian’olombelona. Ny zanany maty teo am-bony hazofijaliana dia heverin’ny olona ho fahaverezana, saingy ny fitsanganan-ko velona no tao amin’ny fandaharan’Andriamanitra. 

Angatahontsika ny fahasoavany mba hahatsapantsika fa miara-monina amintsika Andriamanitra ary mifampizara ny fiainana ho antsika. Masoandro miposaka avy any ambony izy ka tsy milentika mandrakizay. Tsy sanatria hihilana ka hahatonga antsika ho tratry ny aloka indray, fa masoandrobe mandresy ny aloky ny fahafatesana sy ny fahotana. 

Tsy ho fanenjehana aloka na fitantarana aloka intsony anie ny fiainantsika fa hohazavain’ilay Masoandro, ka ho taratsy ny famirapiratany, ho voninahitr’Andriamanitra sy ho fiadanan’ny olombelona tsara sitrapo.  

Toriteny
Fiaviana

Post navigation

NEXT
NOELY
PREVIOUS
24 desambra

Laisser un commentaire Annuler la réponse

Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma IV Karemy
  • Alakamisy IV Karemy
  • Talata IV Karemy
  • Alatsinainy IV Karemy
  • Alahady faha-4 karemy Taona A – Laetare 

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mars 2023
    D L M M J V S
     1234
    567891011
    12131415161718
    19202122232425
    262728293031  
    « Fév    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma IV Karemy 23 mars 2023
    © 2023   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.