Ny Fo Masin’i Jesoa
Ny Fankalazana ny Fitiavan’Andriamanitra nasehon’ny Fo Masin’i Jesoa antsika dia andro tsy manam-paharoa ho antsika hanavaozana ny zotom-po hanamasin-tena ary tsy hoe kisendrasendra no nanokanana ity andro ity ho fanamasinan-tenan’ny Pretra. « Ry Fon’i Jesoa malemy fanahy sy manetry tena ao…