Alarobia IV Karemy
Izaia 49, 8-15/ Salamo 144/ Md Joany 5, 17-30 Marina fa amin’ny filazan’ny Jenezy 2,2 dia nitsahatra tamin’ny asany Andriamanitra ny andro fahafito (sabata), saingy araka ny fampianaran’ireo Rabìny kosa dia manohy miasa Izy mitahiry sy manome aina izay nohariany sady mitsara izay nindaosin’ny fahafatesana. Araka izany, i Jesoa nikolokolo ilay zanak’Israely niandry fahafahana…