Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alatsinainy fahavalo mandavan-taona

Alatsinainy fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Ny zaza no afaka handray ny Fanjakan’Andriamanitra ary tsy afaka ny hiditra ao isika raha tsy handray ny Fanjakan’Andriamanitra tahaka azy ireo (Mk 10,13-16: Sabotsy VII). Ankoatry ny fahafahana migaga, eny fa na amin’ny zavatra madinika indrindra aza dia mampiavaka…

Read More Read More

Sabotsy fahafito mandavan-taona

Sabotsy fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Nisy nitondra zazakely (παιδίον – paidion) maromaro mba hametrahan’i Jesoa tanana, kanefa notenenin’ireo mpianatra mafy ireo nitondra. Tsy izay naharoaka demony amin’ny anaran’i Jesoa ihany no nanaovan’ireo mpianatra toeran-tsy zaka fa ny zazakely koa, satria matahotra sao tsisy toerana ho…

Read More Read More

Zoma fahafito mandavan-taona

Zoma fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Amin’ity toko fahafolo ity dia mandao an’i Galilea i Jesoa ary mihazo an’i Jerosalema (andininy 32). Ara-jeôgrafia ny sisin’ny tanin’i Jodea, andafin’i Jordany (Perea) dia azo heverina ho tany tsy dia nonenan’ny olona loatra, saingy lazain’i Marka fa nivory teo…

Read More Read More

Alakamisy fahafito mandavan-taona

Alakamisy fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Nifanaraka tamin’ny mpiasany ilay tompon’ny saha fa denie iray avy isan’andro no karamany (Mt 20,2). Mitovy ny horaisin’ireo niditra vao maraina sy ireo niditra tamin’ny ora farany; mitovy ny valisoa omena ny mpaminany sy izay mandray ny mpaminany, mitovy ny…

Read More Read More

Alarobia fahafito mandavan-taona

Alarobia fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Ry Mpampianatra o! Nahita olona anankiray nandroaka demony amin’ny Anaranao izahay, nefa tsy namantsika ka noraranay… Nolazain’i Marka fa tsy naharoaka ilay Demony moana ny mpianatr’i Jesoa (Mk 9,18) kanefa kosa manakana olona tsy miara-dia amin’izy ireo mampiasa ny anaran’i…

Read More Read More

Talata fahafito mandavan-taona

Talata fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Rehefa tsy mahita havaly ny olona na manahirana azy ny teninao dia hodiany fanina ny zavatra lazainao. Efa fanindroany izao no nilazan’i Jesoa tamin’ny Mpianatra fa hatolotra eo an-tanan’ny olona Izy, hovonoina fa hitsangan-ko velona (izany manko no Kérygme, mistery…

Read More Read More

Alatsinainy fahafito mandavan-taona

Alatsinainy fahafito mandavan-taona

Njara Pascal

Ao amin’ny andininy farany amin’ny toko fahafito dia nolazain’i Marka fa talanjona ny vahoaka satria nampiteny ny moana i Jesoa. Amin’ny Evanjely anio koa dia gaga ny olona rehetra nahita Azy ka nidodododo niarahaba Azy niaraka tamin’izay. Ny antony nampivory…

Read More Read More

22 febroary: Fiketrahan’i Md Piera

22 febroary: Fiketrahan’i Md Piera

Njara Pascal

Tany Sezarea an’i Filipo, zanak’i Herôda, eo amin’ny toerana ipoiran’ny iray amin’ireo loharano mitambatra ho Ony Jordany, noheverin’ny olona tamin’izany fa fonenan’ny andriamanitra Pan sy Nymphe, izay ninoan’ny olona fa nameno zava-tsoa an’izay niankohoka nitsaoka azy, indrindra amin’ny fanondrahana ny…

Read More Read More

Sabotsy fahenina mandavan-taona

Sabotsy fahenina mandavan-taona

Njara Pascal

Izay te hanaraka Ahy dia aoka izy handà ny tenany, hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka ahy. Enina andro taorian’izay dia nalain’i Jesoa i Piera sy i Joany ary i Jakôba ka nentiny nitokana teny an-tendrombohitra avo, izy ireo irery (monos)….

Read More Read More

ALAHADY FAHA 7 MANDAVAN-TAONA – taona D

ALAHADY FAHA 7 MANDAVAN-TAONA – taona D

Njara Pascal

Soavy ireo tsy tia antsika. Mampiditra antsika tsikelikely amin’ny lalam-pahasambarana ny Litorjian’ny Eglizy. Henontsika amin’ny vakiteny I ny tantaran’i Saola sy Davida. I Saola moa ilay Mpanjaka voalohany teo amin’i Israely, nangatahin’ny vahoaka mba hitovizana amin’ny firenena hafa manodidina, nohosoran’i…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.