Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Talata IV Karemy

Talata IV Karemy

Njara Pascal

Nentin’ny Anjely teo amin’ny Varavaran’ny Tranon’ny Tompo aho. Io tranon’ny Tompo io moa dia voahodidina tamboho, satria voatokana (Ez 40,2), mba hampiavaka ny masina sy ny tsy masina (Ez 42,20). Avy amin’io Tempoly io no nisy loharano nivoaka avy amin’ny…

Read More Read More

Alatsinainy IV Karemy

Alatsinainy IV Karemy

Njara Pascal

Hanavao ny zavatra rehetra Andriamanitra. Lazain’Izaia mpaminany aloha fa hanao lalana vaovao any an’efitra Izy (“Eksaody vaovao”: Iz 43,18snm), avy eo hanavao ireo izay navotany, hiantso azy ireo amin’ny anarana vaovao (Iz 62,2), ary amin’ny vakiteny anio dia hanavao mihitsy…

Read More Read More

Sabotsy III Karemy

Sabotsy III Karemy

Njara Pascal

“Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny sainao manontolo”, hoy i Jesoa (Evanjely omaly Mk 12,28b-34). I Osea Mpaminany dia efa niantsoantso izany koa: “Mahalalà isika, mikeleza aina hahalala ny Tompo, fa ny fahalalana an’Andriamanitra mihoatra noho ny sorona dorana”. Tsara ny…

Read More Read More

Zomà III Karemy

Zomà III Karemy

Njara Pascal

Mialoha ny hitrangan’ny toe-javatra ambaran’ny Evanjely anio dia efa telo andro izao i Jesoa no tao Jerosalema. Fa ny fiakarany ka nandroahany ny mpivarotra tao an-tempoly (Mk 11,15-18) no fihetsika nandrava tanteraka ny fifandraisany tamin’ireo mpitondra fivavahana izay efa nitady…

Read More Read More

ALAHADY FAHA IV KAREMY – TAONA D

ALAHADY FAHA IV KAREMY – TAONA D

Njara Pascal

Miravoravoa ry Jerosalema: Laetare! FALY NY RAY MANDRAY ILAY ZAZA MPANDANY NAHALALA NODY. Eo am-piomanana amin’ny Paka, mitozo amin’ny vavaka, ny famolahan-tena sy ny asa fitiava-namana, izay fanafody amin’ny fahotana, dia manasa antsika ny Eglizy amin’ity Alahady ity mba hiravoravo,…

Read More Read More

Alakamisy III Karemy

Alakamisy III Karemy

Njara Pascal

Mizotra mankany amin’ny Paka isika, miomana isan’andro amin’ny fanavaozana ny toky nomena tamin’ny Batemy. Ny Tenin’Andriamanitra aroson’ny Fiangonana anio dia mampahatsiaro antsika ny maha zava-dehibe ny fihainoana sy fitoriana ny Teny. Amin’ny Batemy dia Izy Kristy no manasitrana antsika amin’izay…

Read More Read More

Izao no ambaran’ny Katesizin’ny Fiangonana Katôlika mikasika ny 25 martsa: 

Izao no ambaran’ny Katesizin’ny Fiangonana Katôlika mikasika ny 25 martsa: 

Njara Pascal

Nahoana ny Teny no tonga nofo ? 456. Miara-mamaly amin’ny Fiekem-pinoana tao « Nicée-Constantinople » isika, amin’ny fiekena hoe: “Ho antsika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra; ary naka nofo tamin’i Maria Virjiny Izy noho ny herin’ny Fanahy…

Read More Read More

25 martsa:Fankalazana ny nilazana fa naka nofo ny Tompo

25 martsa:Fankalazana ny nilazana fa naka nofo ny Tompo

Njara Pascal

Efa hatry ny ela, efa tany amin’ny taonjato IV tany ho any no efa nankalazana ity fety ity, Fetin’ny Tompo, izay noraiketina ny 25 martsa nandritra ny Taonjato VII, rehefa nahazo vahana ny fankalazana ny Noely ny 25 desambra. Saingy…

Read More Read More

Talata III Karemy

Talata III Karemy

Njara Pascal

Amin’ity herinandro ity, manoloana an’ilay nanome taom-pahasoavana mba hikarakarana ny aviavy (maniry eny an-tanim-boaloboka) sao mba hanome vokatra ihany, manome fahasoavana mba hanadio izay rehetra tsy mifanaraka amin’ny fahamasinan’ny Tempoly (Alahady III B), dia omanin’ny Litorjia isika mba hibanjina ny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.