Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alatsinainy Masina

Alatsinainy Masina

Njara Pascal

Ao amin’ny fizarana faharoan’ny Bokin’i Izaia Mpaminany dia mitantara ilay “Mpanompon’i YHWH izay dinihintsika amin’ity herinandro masina ity (Alatsinainy 42,1-7/ Talata 49,1-6/ Alarobia 50,4-9/Alahady sampakazo 50,4-7/ Zoma 52,13-53, 12). Ny Kristianina dia mahita ao amin’i Kristy ny fahatanterahan’ireo faminanian’i Izaia…

Read More Read More

Sabotsy V Karemy

Sabotsy V Karemy

Njara Pascal

“Ny lehiben’ny Mpisorona sy ny Farisianina tamin’izay dia efa nandidy fa izay mahita ny itoeran’i Jesoa dia tsy maintsy milaza, mba hisamborany Azy” (and. 57). Toy izany no fiafaran’ny toko faha 11 amin’ny Evanjely nosoratan’i Md Joany. Tsy matahotra ny…

Read More Read More

Zoma V Karemy

Zoma V Karemy

Njara Pascal

Miverimberina ao amin’i Jeremia ny fanankinana ny zavatra rehetra (ady) amin’Andriamanitra izay mamantatra ny voa, (כִּלְיָה – kil’yāh, siège de l’emotion et d’affection: ny fihetseham-po) sy ny fo (לֵב lēbh, l’homme interieur: ny atifo) (Sabotsy IV karemy Jr 11). Manoloana…

Read More Read More

Alakamisy V Karemy

Alakamisy V Karemy

Njara Pascal

Tsy manirery isika mizotra mankany amin’ny Paka fa miara-mizotra (syn-odos) ary tohanan’ny Fiangonana manontolo, ka manovo harena avy amin’ny traikefan’ireo efa nialoha lalana antsika tamin’ny finoana. Razambentsika mpino i Abrahama izay tonga rain’ny firenena tsy hita isa. Ny safidy, ny…

Read More Read More

Alarobia V Karemy

Alarobia V Karemy

Njara Pascal

Ny tantaran’ireo telolahy ao amin’ny Bokin’i Daniely (דָּנִיֵּאל – Danîyē’l, Andriamanitra no mpitsara) dia manambara ny fanirian’ny olombelona mba havotan’Andriamanitra manoloana ny fitsarana tsy marina, satria Izy no hany Mpitsara (Dan). Ny anaran’ireo telo lahy Hanania (חֲנַנְיָה ḥananyāh, Andriamanitra mpamindra…

Read More Read More

Talata V Karemy

Talata V Karemy

Njara Pascal

Vakiteny amin’ny fanandratana ny Hazofijaliana (14 septambra) ny vakiteny I. Ny Hazofijaliana izay henatra, satria ny fahafatesana maha afa-baraka indrindra ary nentin’ny tsy mpino nanivaiva ny kristianina sy ny fivavahany no tonga rehareha: ny Amperora Constantin mantsy, tamin’ny taona 335…

Read More Read More

Alatsinainy V Karemy

Alatsinainy V Karemy

Njara Pascal

Ambaran’ny Vakiteny anio ny tantaran’i Sozana (Taonjato I tal. K.), izay nentin’ny Farisianina hanehoana ny endrik’ilay Israely tsy nivadika amin’Andriamanitra ka tsy nanaiky ny fanangolen’ny anti-dahy roa lahy, na sanatria koa hanaraka ny fanangolen’ny harena tahaka ny Sadôseanina. Ny fanafahan’i…

Read More Read More

ALAHADY FAHA V KAREMY – TAONA D

ALAHADY FAHA V KAREMY – TAONA D

Njara Pascal

FIAINAM-BAOVAO NY PAKA Ity alahady ity koa no mampiditra antsika amin’ny antsoina hoe semaines de la Passion, saingy ny teny hoe passion moa dia mazana adikantsika hoe fijaliana fa raha ny marina dia milaza ilay fitiavana hahavitana miaritra hatramin’ny farany,…

Read More Read More

Zoma IV Karemy

Zoma IV Karemy

Njara Pascal

Ampidirin’ny Litorjia tsikelikely isika handinika ny fitiavana nanosika an’i Jesoa hiaritra ny fanenjehana sy ny fankahalana izay niafara tamin’ny famonoana Azy. Mandray anjara amin’izany famonoana izany manko izay rehetra tsy mihaino ny marina ka manameloka ireo mahasahy “manìny (manome tsiny)…

Read More Read More

Alakamisy IV Karemy

Alakamisy IV Karemy

Njara Pascal

Ambaran’ny vakiteny voalohany fa tezitra tamin’ny vahoakany Andriamanitra ary nolazaina fa tsy Izy fa i Môizy no nitondra azy ireo niakatra avy tany Ejipta. Nampanantena an’i Môizy ho tonga vahoaka lehibe anefa Izy, tahaka ny nataony tamin’i Abrahama (Jen 12,2)…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.