Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia IV Paka

Alarobia IV Paka

Njara Pascal

Mialoha ity vakiteny anio ity, dia mitantara ny nanafahan’ny Anjely an’i Piera tao an-tranomaizina ka nitantarany tamin’ny Mpianatra izany nanafahan’ny Tompo azy izany, ary nanaovany veloma ny mpianatra mba hitantara izany asan’Andriamanitra mamonjy ny mpino Azy izany amin’i Jakôba (mazava…

Read More Read More

Talata IV Paka

Talata IV Paka

Njara Pascal

Ny antsika ny fivoriana dia maharitra adiny iray na roa dia itarina raha sendra misy resa-bola mbola tsy mazava. Herintaona maninjitra no nanaovan’i Paoly sy Barnabe fivoriana tao Antiôkia, hoy i Lioka, nampianarana olona betsaka. Satria ny fandraisana ny anarana…

Read More Read More

Alatsinainy IV Paka

Alatsinainy IV Paka

Njara Pascal

Tsy mbola azon’ireo Mpino voalohany ny fandaharan’Andriamanitra. Ambaran’i Lioka tsikelikely amin’ny fitantarany ny Asan’ny Apôstôly anefa izany asa mahagaga ataon’Andriamanitra izany, dia ny amin’ny fanomezany ny fahasoavana mitovy ho an’ny olona rehetra.Ho an’ny olona dia nanao hadisoana be vava ny…

Read More Read More

Sabotsy III ny Paka

Sabotsy III ny Paka

Njara Pascal

Taorian’ny fibebahan’i Saoly dia niadana ny Eglizy eran’i Jodea sy Galilea ary Samaria. Ny fankaherezan’ (παράκλησις – paraklèsis) ny Fanahy Masina moa no nampandroso azy ireo tamin’ny fahatahorana ny Tompo, izany hoe tamin’ny fampifanarahana ny fiainana amin’ny sitrapon’Andriamanitra. Noraisin’ny Apôstôly,…

Read More Read More

Alarobia III Paka

Alarobia III Paka

Njara Pascal

Tsy nampitony fa nampitombo ny haromotan’ny mpanenjika ny fahafatesan’i Etiena, ka ny androtry ny namonoana azy ihany dia fanenjehana mafy no nataon’izy ireo tao Jerosalema. Hain’Andriamanitra anefa ny nampiasa izany mba hanaparitahana ny Tsimoky ny Fanjakany ivelan’i Jerosalema, araka ny…

Read More Read More

Talata III Paka

Talata III Paka

Njara Pascal

Tantarain’i Md Lioka ny famonoana an’i Etiena sy ny toe-po nasehony izay mifanaraka amin’ny ohatra navelan’ilay Mpampianatra. Ny fijoroana ho vavolombelon’ny marina dia mahabe fahavalo. Satria ratsy ny asany, hoy i Kristy ka tsy afaka ny handray ny fahazavana izy…

Read More Read More

Alatsinainy III fankalazana ny Paka

Alatsinainy III fankalazana ny Paka

Njara Pascal

Taorian’ny fametrahan-tanana dia sady feno ny Fanahy Masina, feno fahasoavana sy fahendrena i Etiena ary tsy hain’ireo tao amin’ny sinagôga sy ry zareo mihevi-tena ho “olon’afaka” notoherina ny fahendreny. Ambaran’i Md Jean Chrysostome fa tsy ampy ny hoe feno ny…

Read More Read More

Alarobia II Paka

Alarobia II Paka

Njara Pascal

Andriamanitra dia tsy naniraka ny Zanany teo amin’izao tontolo izao mba hitsara izao tontolo izao fa mba hamonjy an’izao tontolo izao. Amin’ny fomba fisainan’ny olona dia izay nanao ratsy dia sazìna, ary indraindray koa izay no heverina ho fisainan’Andriamanitra. Ny…

Read More Read More

Talata II Paka

Talata II Paka

Njara Pascal

Ny Vakiteny voalohany moa dia famintinana faharoa mikasika ny fiainan’ny Kristianina tany am-boalohany (Asa 2,42-47 ny voalohany, ary Asa 5,11-16 ny fahatelo). Niray fo sy fanahy avokoa ny mpino rehetra. Ny finoana no mampiombona, hoy i Md Fulgence de Ruspe,…

Read More Read More

Alatsinainy II Paka

Alatsinainy II Paka

Njara Pascal

Ambaran’i Lioka fa taorian’ny nisamboran’ny Jody (Loholona sy ny Zokiolona) an’i Piera sy i Joany ka nandefasana azy ireo indray rehefa nobedesina sy norahonana dia nivavaka ny mpianatra, mahatsiaro fa nahary ny zavatra rehetra Andriamanitra (Sal 146,6) ary mahatanteraka ny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma V Paka
  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma V Paka 22 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.