Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Zoma V Paka

Zoma V Paka

Njara Pascal

Ny Asan’ny Apôstôly dia mampianatra antsika handinika sao sanatria eo anivon’ny Fiangonantsika mbola misy olona tsy nahazo alàlana akory avy tamin’ny Apôstôly mampitabataba amin’ny teniny sy mampitebiteby ny sain’ny mpino, amin’ny fitakiana adidy tsy araka ny Evanjely akory. Mazava moa…

Read More Read More

Alakamisy V Paka

Alakamisy V Paka

Njara Pascal

Ny lahatenin’i Piera, manoloana ny fifandirana ny amin’izay tokony hataon’ny Jentily manoloana ny lalànan’i Môizy, dia hahafahantsika mahafantatra ka mibanjina ny endrik’ilay Andriamanitra notorìn’ny Apôstôly: tsy misy hafa eo anatrehany na Jody na Jentily, samy omeny ny Fanahiny, tsy noho…

Read More Read More

Alarobia V Paka

Alarobia V Paka

Njara Pascal

Ny fiitaran’ny Evanjely dia mazava loatra fa midika ihany koa hoe fiitaran’ny sedra sy ny olana tsy maintsy vahana amin’ny fampanaraham-bolontany (inculturation) sy ny fanadiovana ny kolontsaina hifanaraka amin’ny Evanjely (évangélisation). Raha banga ny iray amin’ireo (fidelité à Dieu et…

Read More Read More

Talata V Paka

Talata V Paka

Njara Pascal

Tsy ho voatery ho fankasitrahana no asetrin’ny olona ny soa azony. Porofon’izany ny henontsika amin’ny fampidirana ny vakiteny anio hilazana izay nanjò an’i Paoly sisam-paty, satria tsy vitan’ny fanaratsiana fotsiny fa niafara tamin’ny fitoraham-bato ny fanoheran’ny Jody ny toritenin’i Paoly…

Read More Read More

Alatsinainy V Paka

Alatsinainy V Paka

Njara Pascal

Tao Ikôniôma, taorian’ny toritenin’i Paoly dia nizara roa ny mponina: nisy ny resy lahatra ka nanohana ny Apôstôly, nisy ny tafintohina ka niombona tamin’ny Jody. Saingy rehefa hita fa vonona ny hanao herisetra sy hitora-bato azy ireo ny Jody sy…

Read More Read More

Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Njara Pascal

Ny alahady faha-dimy amin’ny fankalazana ny Paka, araka ny fandaharan’ny Litorjia ao amin’ny drafitra mystagogique, handinihana ny misterin’ny finoana, hizarana amin’ny toe-piainana mifanaraka amin’ny finoana ankalazaina (mustês -initié sy agogôs, agein, conduire) dia manisy tsindrim-peo amin’ny didim-pitiavana tokony hihainan’ny Kristianina:…

Read More Read More

Sabotsy IV Paka

Sabotsy IV Paka

Njara Pascal

Ny Vakiteny voalohany dia mitantara ny “dia” misiôneran’i Paoly sy i Barnabe, niala tany Antiôkia ka tonga tany Antiôkian’i Pisidia, ary nitory teny tao amin’ny Sinagôga ny andro Sabata. Novakìna tamin’ny alakamisy sy zomà moa ny lahatenin’izy ireo izay nitantara…

Read More Read More

Zoma IV Paka

Zoma IV Paka

Njara Pascal

Mitohy ny toritenin’i Paoly tamin’ireo Jody tao Antiôkia any Pisidia. Rahampitso moa mbola mitohy izany fitantarana izany ka ny vakiteny (Asa 13,44-52) dia milaza ny fahaviniran’ireo Jody, tsy manaiky izany Andriamanitra manaiky hofantsihina amin’ny hazofijaliana izany. Izany famantsihana tamin’ny hazo…

Read More Read More

Alakamisy IV Paka

Alakamisy IV Paka

Njara Pascal

Manomboka eto amin’ny toko faha 13 moa dia i Paoly (Paulus, Ilay Kely) no iantsoan’i Md Lioka an’i Saoly, ilay Nirina (Asa 13,9), ary hamafisiny ny maha vavolombelona azy, tahaka ny maha vavolombelona ireo Apôstôly nofidìn’i Kristy hitory ny Evanjeliny….

Read More Read More

14 mey- Md Matiasy – Apôstôly

14 mey- Md Matiasy – Apôstôly

Njara Pascal

Ny hasivianandro hivavahana manokana hangatahana ny Fanahy Masina, araka ny ohatra navelan’ireo Apôstôly niaraka amin’i Masina Maria sy ny Vehivavy sasany (Asa 1,12-14), araka ny nanafaran’i Jesoa azy ireo (Asa 1,4) dia zava-dehibe tokoa satria ny Fanahy Masina no mampitsiry…

Read More Read More

Posts navigation

OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma V Paka
  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma V Paka 22 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.