Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alatsinainy III Karemy

Alatsinainy III Karemy

Njara Pascal

Amin’ity herinandro ity dia mandalina ny fifandraisantsika amin’ny misterin’ny Fanomezan’Andriamanitra isika. Sahala amin’ilay Samaritanina koa, rehefa mahatsapa fa tiana, mahatsapa fa fitiavana no mahatonga Azy Tompo mampiseho amintsika ny marina izay mety niafenana hatrizay, mahatonga hiaritra ny hafanan’ny mitatao vovonana…

Read More Read More

ALAHADY FAHA III KAREMY – Taona D

ALAHADY FAHA III KAREMY – Taona D

Njara Pascal

Mibebaha, miovà toetra, fa ny tarehy ratsy no tsy azo ovana(lafo vidy vao maha-ova azy). Manohy ny fivahiniana ho amin’ny Tany nampanantenaina isika, amin’ny fizorana ho amin’ny Pakan’ny fandresena, dia fandresena ny fakam-panahy miaraka amin’i Kristy, ka sady miezaka hiaina…

Read More Read More

Sabotsy II Karemy

Sabotsy II Karemy

Njara Pascal

Rahefa hifanehatra amin’Andriamanitra ireo nahavanon-doza taminy, inona no hataony? Ny vakiteny anio no mamaly izany fanontaniana izany. Ambaran’i Mikea Mpaminany fa Andriamanitra mpamela heloka ny Andriamanitr’i Israely. Mamarana ny Bokiny (Mi 7,14-20) amin’ny vavaka fangatahana amin’i YHWH i Mikea Mpaminany,…

Read More Read More

Zoma II Karemy

Zoma II Karemy

Njara Pascal

Indry eny ny mpanonofy, andeha hovonintsika izy. Ny mety ho fiangarana na tombom-pitia dia mampirongatra ny fialonana sy ny fankahalana, izay miantomboka amin’ny tsy fahaizana miteny am-pitiavana ary mety hiafara amin’ny fitadiavana izay handringanana mihitsy aza. Mety hisy tonga saina…

Read More Read More

Alakamisy II Karemy

Alakamisy II Karemy

Njara Pascal

“Ho voaozona ny olona mitoky amin’olombelona, sy manao ny nofo ho sandriny, ary miala amin’ny Tompo ny fony. Hohasoavina ny olona mitoky amin’ny Tompo, sy manantena ny Tompo ho tokiny… mamaly ny olona araka ny asany ny Tompo”. Inona àry…

Read More Read More

19 martsa: Fankalazana an’i Md Josefa –

19 martsa: Fankalazana an’i Md Josefa –

Njara Pascal

Ny vakiteny voalohany dia mampanantena an’i Davida fa ny taranany no hanjaka mandrakizay, satria Andriamanitra no hanome azy ny fiandrianana. Tsara hotadidiana ihany anefa ny nanjo ireo zanany naterany: ny lahimatoa (Amôna) novonoin’ny manarakaraka (Absalôma) (2Sam 13), i Absalôma nikomy…

Read More Read More

Alarobia II Karemy

Alarobia II Karemy

Njara Pascal

“Andeha isika hitady tetika hamely an’i Jeremia, fa tsy ho faty ny lalàna ao amin’ny mpisorona, na ny hevitra ao amin’ny hendry, na ny tenin’Andriamanitra ao amin’ny Mpaminany”. Araka ny hevitry ny olona tamin’izany andro izany dia ny mpisorona, ny…

Read More Read More

Talata II Karemy

Talata II Karemy

Njara Pascal

Izaia 1,10.16-20/Salamo 49/Md Matio 23,1-12 Mitohy ny fampianaran’ny Litorjia mikasika ny Endrik’Andriamanitra izay mandio ny fahotantsika hangatsakatsaka na dia izay faran’izay maloto sy mihoson-dra indrindra aza. Ny fiainantsika kosa anefa tsy ho lavorary sy tsy ho tonga lafatra raha tsy…

Read More Read More

Alatsinainy II Karemy

Alatsinainy II Karemy

Njara Pascal

Amin’ity fiantombohan’ny herinandro faharoa ity dia ampahatsiahivin’ny Litorjian’ny Eglizy isika fa ny famolahana ny vatana dia manasitrana ny fanahy ka hananana hery hifady ny fahotana rehetra manakana antsika tsy hizotra araka ny lalàn’Andriamanitra (vavaka fangatahana). Ny vakiteny voalohany moa dia…

Read More Read More

ALAHADY FAHA II KAREMY – Taona D

ALAHADY FAHA II KAREMY – Taona D

Njara Pascal

I Jesoa niova tarehy, taratry ny hasoavana rahatrizay Mamakivaky ny tany efitry ny fiainana isika, no sady manolotra amin’Izy Tompo ny santa-bokatry ny Tany nampanantenaina (Vakiteny I alahahady ID Karemy Det 26,4-10), ary manavao ny finoantsika fa avy Aminy ny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy V Paka
  • Alarobia V Paka
  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy V Paka 21 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.