Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

17 desambra: Fankalazana an’i Md Jean de Matha

Njara Pascal

Ianao Filohan’i Davida izay mamoha ny varavaran’ny fanjakana tsy manam-pahataperana, avia ary tsoahy amin’ny fatorany ny voagadra tazonin’ny haizina. Aleloia! Ao amin’ny Boky fahatelon’i Izaia moa no nangalana ity vakiteny voalohany ity. Efa tafaverina tany Jerosalema ireo Jody niandrandra fahafahana,…

Read More Read More

17 desambra

17 desambra

Njara Pascal

Ambaran’ny tantara mahazatra antsika fa zanak’i Joachim izay avy amin’ny fianakavian’i Davida Mpanjaka sy i Anne izay avy amin’ny fianakavian’i Aarôna Mpisorona moa i Masina Maria. Izy no ilay Virjiny, “tonga satria tsy maintsy miteraka”, voafidy ho renin’ilay hiandry ny…

Read More Read More

SASINKIRA LEHIBE

SASINKIRA LEHIBE

Njara Pascal

Sasinkira malaza ao amin’ny Litorjia latinina nomena ny anarana hoe: «Grandes O» ireto 7 manaraka ireto, dikanteny narindra amin’ny teny Malagasy. Mitovy firafitra izy ireo ka hitovy koa ny feony atao miaraka amin’ny Tononkiran’i Maria, mandritra ny andro 7 farany…

Read More Read More

Alatsinainy III Fiaviana

Alatsinainy III Fiaviana

Njara Pascal

Faminanian’i Balaama zanak’i Beora izay lavo ka nisokatra ny masony! Ny fahalavoana dia tsy hoe fahavoazana mandrakariva tsy akory fa tokony hampisokatra ny maso, tsy hahita izay mitranga ihany fa hahita lavitra, hahatazana na dia tsy mbola akaiky aza, hahatazana…

Read More Read More

SABOTSY II FIAVIANA

SABOTSY II FIAVIANA

Njara Pascal

Sambatra izay hahita anao ary nodimandry voahaingon’ny fitiavana, satria azo antoka fa ho velona. Ho an’i Israely, dia tsy misy mpaminany lehibe toa an’i Elia, ary nandrasan’izy ireo fatratra ny fiverenany mba hanomana ny fiavian’ny Mesia. Izay no nahatonga an’i…

Read More Read More

Alahady fahatelo Fiaviana Taona B

Alahady fahatelo Fiaviana Taona B

Njara Pascal

Mifalia fa akaiky ny Tompo Mampandini-tena antsika ny Alahady anio, antsoina hoe Gaudete, izany hoe “Mifalia”, noho ny tononkira fidirana manentana hifaly, satria akaiky ny Tompo. Isaky ny Fankalazana ny Sorona Masina dia vakìna amintsika ny Evanjely, antsoina hoe, Vaovao…

Read More Read More

ZOMA II FIAVIANA

ZOMA II FIAVIANA

Njara Pascal

Modely ho antsika i Jesoa, ilay Mpanavotra. Ny hevitry ny hoe Tompo mpanavotra (gā’al), izay miverina matetika ao amin’ny Bokin’i Izaia (omaly koa tao amin’ny toko 41) dia entina hilazana ny hetsika ataon’ny olona entina hanavotana ny havany, na velona…

Read More Read More

 ALAKAMISY II FIAVIANA

 ALAKAMISY II FIAVIANA

Njara Pascal

Ilay Masin’Israely no mpanavotra anao, ilay Masin’Israely no nahary izao tontolo izao. Eo anatrehan’Andriamanitra dia mahatsiaro tena ho tsinontsinona isika: kankana aho fa tsy olona, voahilikilika sy tondroin’ny olona molotra (Sal 22,7). Fa hoy Izaia hoe: aza matahotra, ry kankana…

Read More Read More

ALAROBIA II FIAVIANA

ALAROBIA II FIAVIANA

Njara Pascal

Ny zatovo mety sasatra sy vizana, ary ny zokiolona mety ho solafaka ka hianjera, fa izay miankina amin’ny Tompo kosa hahazo hery vaovao, hihazakazaka tsy hahalala sasatra, handeha tsy hahatsiaro vizana. Afaka manankina ny fiainana amin’Andriamanitra izay miaiky fa tsy…

Read More Read More

TALATA II FIAVIANA

TALATA II FIAVIANA

Njara Pascal

Ampionony ny vahoakako: voaonitra ny helony: ny Tanan’ny Tompo no handray ny roa heny onitry ny fahotany. Tsiahivina fa ny fijaliana iaretan’ny vahoaka dia vokatry ny fahotany ihany, fa tsy dia sazin’Andriamanitra loatra tsy akory. Ireto vahoaka ireto anefa mbola…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Talata V Paka 19 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.