Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

ALATSINAINY II FIAVIANA

ALATSINAINY II FIAVIANA

Njara Pascal

Ny toko faha-35 manontolon’i Izaia no vakìna anio, manambara ny lalana masin’ny Tompo izay manova ny tany efitra ho tany lonaka maitso mavana. Izay mitebiteby fo dia ilazana fa ho avy ny tenan’Izy Tompo hamonjy antsika. Famonjena manakory tokoa moa…

Read More Read More

8 DESAMBRA: FANKALAZANA AN’I MASINA MARIA NOTORONTORONINA TSY AZON-KELOKA,

8 DESAMBRA: FANKALAZANA AN’I MASINA MARIA NOTORONTORONINA TSY AZON-KELOKA,

Njara Pascal

Mpiaro Voalohany an’i Madagasikara (1 aogositra 1644 Mgr Pierre Dalmond) Ny fiekentsika an’i Jesoa ho Andriamanitra dia manosika antsika hanaja an’i Masina Maria ho Renin’Andriamanitra, ary Izy no hajaina ho Mpanjakavavy dia satria izy no Reny niteraka an’ilay Mpanjakan’ny Mpanjaka,…

Read More Read More

Alahady faharoa amin’ny Fiavian’ny Tompo, Taona D

Alahady faharoa amin’ny Fiavian’ny Tompo, Taona D

Njara Pascal

Matokia, mifalia fa mpamonjy Andriamanitra. Amin’ity alahady faharoan’ny Fiaviana ity dia antsoina hanandrana ny hafaliana entin’ilay tonga hamonjy antsika isika. Hafaliana maimaim-poana saingy tsy afaka miaraka amin’izay mety ho “akanjo fisaonana amam-pahoriana” itafiantsika ka mila hesorina, araka ny henontsika tamin’ny…

Read More Read More

SABOTSY I FIAVIANA

SABOTSY I FIAVIANA

Njara Pascal

Ambaran’ny vavaka fangatahana anio fa ny hanafaka antsika amin’ny toe-pahotana no nahatongavan’ny Zanak’Andriamanitra ho nofo, hiara-monina amintsika. Sady hanome antsika ny hanim-piahiahiana sy ny ranom-pahoriana Izy (Vakiteny I), na ny marimarina kokoa, hanome hanina antsika ao anatin’ny fahaterena mampitebiteby (tsar…

Read More Read More

ZOMA I FIAVIANA

ZOMA I FIAVIANA

Njara Pascal

“Mba asehoy ny herinao, ry Ray, ka tongava. Tahio izahay ho afaka amin’ny loza mananontanona vokatry ny fahotanay, ary rehefa navotanao, dia mba omeo ny famonjena”. Amin’ny teny italianina, dia miavaka tsara ny asa fanafahana sy ny asa famonjena ataon’ny…

Read More Read More

ALAKAMISY I FIAVIANA

ALAKAMISY I FIAVIANA

Njara Pascal

Hetseho ny fahefanao, ry Ray, ary vonjeo amin’ny herinao tsy misy fetra izahay, ka enga anie izay soa sakanan’ny fahotanay, mba ho azonay haingana noho ny hasin’ny famindram-ponao. Raha ny herin’Andriamanitra no mamonjy antsika, inona izany no ezaka mbola tokony…

Read More Read More

TALATA I FIAVIANA

TALATA I FIAVIANA

Njara Pascal

“Andriamanitry ny fahamarinana ô, mba tolory ny andriana mpitondra sy ny zanak’andriana ho dimbiny ny fahaiza-mitsara ara-drariny” (Sal 71). Izany no vavaka atoron’ny Salamo antsika hatao ho an’ireo mpitondra. Ambaran’i Izaia ao amin’ny vakiteny voalohany tokoa fa ny Fanahin’Izy Tompo…

Read More Read More

ALATSINAINY I FIAVIANA

ALATSINAINY I FIAVIANA

Njara Pascal

“Fa avy ao Siôna no hivoahan’ny lalàna, fa avy ao Jerosalema no hivoahan’ny Tenin’ny Tompo”. Rehefa sendra ny mangidy isika, rehefa teren’ny fiainana dia manao lalàna, mivoadivoady hoe “tsy hanao an’izao na izatsy intsony aho e, hanao an’izao aho e”…

Read More Read More

FIAVIANA

FIAVIANA

Njara Pascal

Ny Fiaviana dia ny vanimpotoana anombohan’ny Eglizy ny Taona litorjika ary entiny hanomanana ny fankalazana ny Noely. Ny teny latinina  hoe “adventus” moa no nadika, entina ilazana ny fahatongavana, ny fiavian’ilay Emanoela, fa ny hevitra lalina tena fonosiny sy hanompanana…

Read More Read More

30 novambra: Md Andre Apostoly

30 novambra: Md Andre Apostoly

Njara Pascal

Hatao ahoana no fino izay mbola tsy re? Hatao ahoana no fandre raha tsy misy mitory? … Koa avy amin’ny toriteny ny finoana; ary avy amin’ny tenin’Andriamanitra ny toriteny (Vak I Rôm. 10, 9-18). Tsy teny lazainy, tsy volana ambarany;…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Talata V Paka
  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Talata V Paka 19 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.