Trinitera Malagasy
Couronne de l’Avent

Couronne de l’Avent

Njara Pascal Comments 0 Comment

Ho an’ireo mampiasa ny Couronne de l’Avent dia mba tiako ny hifampizarana ity aminareo. Araka ny lovantsofina dia fomba nankalazana ny fetin’i Mb Lucie ireo labozia efatra mena. Ary satria ny 13 desambra dia mazàna anatin’ny fotoanan’ny Fihaviana, hany ka noraisin’ny Pastera sasany protestanta io fomba io (satria tsy mankalaza ny olomasina izy ireo : Lucie midika hoe hazavana) hoentina manomana ny noely. Nivoatra tsikelikely araka izany ity fomba ity, hatramin’ny taonjato faha-16 (±). Ny hevi-dehibe fonosiny dia maro, sady samy manana ny fomba nanazavany azy arakaraka ny Fampianarana tiana hovoizina manditra ny taona litorjika. Ny Couronne aloha midika fa mitohy ny fiainana, ary araka ny hevitry ny besinimaro dia midika fandresena ny fehiloha, dia i Kristy ilay mandresy ny fankahalana sy ny haizina; ny fiainantsika kosa mivoatra tsikelikely hazavain’i Kristy. Ny loko sy ny hevitr’ireo Jiro kosa dia tsy hita be ihany izay marina. Ao ny manohy ny tradition ka manohy ny jiro mena araka ny fomba tamin’ny fetin’i Mb Lucie. Ao ny manao azy ireo volomparasy sy vony (lokon’ny Fanamiana litorjika mandritra ny vanim-potoana). Ao kosa ny milaza loko efatra samihafa…

Ny sasany ary araka izany milaza fa manambara ny Mpaminany (Fanantenana), an’i Betlehema (Antso mba ho masina), an’ny Mpiandry ondry (Hafaliana) ary ny Anjely (fitiavana) ny labozia.

Rehefa nandinika ireo rehetra mety ho azoko novakiana sy nalalinina aho, dia heveriko fa ny marim-pototra indrindra sady manampy antsika hahazo ny misterin’ny Fiaviana dia n loko efatra ambaran’ny labozia : 

  1. volomparasy (alahady I) manambara ny famelana (fivalozana) antenaintsika izay nampanantenain’Izy Tompo an’i Adama sy Eva tany am-piandohana.
  2. Mena (Alahady II) manambara ny finoan’i Abrahama izay tonga rain’ny Mpino
  3. Vony (Rose) (Alahady III = gaudete) manambara ny hafalian’i Davida nampanantenaina fa ho razamben’ny Mesia, ilay Mpanjaka hanjaka mandrakizay amin’i Israely.
  4. Fotsy (Alahady IV) manambara ny mpaminany izay nanambara fa ho avy ilay mpamonjy antsika.

Araka izany, araka ny taranaka 14 isaky ny vanim-potoana lazain’i Matio (Mt 1, 17) dia asongadin’ny arivo taonan’ny tantara : hatramin’i Abrahama; hatreo amin’i Abrahama ka hatramin’i Davida; hatramin’i Davida ka hatramin’ny fahababoana; hatramin’ny fahababoana ka hatramin’i Kristy…

Rehefa izany dia tonga ny Noely (Mt 1, 18)

Bonne année liturgique!

Litorjia

Post navigation

NEXT
ALATSINAINY I FIAVIANA
PREVIOUS
Alahady I Fiaviana Taona A

Laisser un commentaire Annuler la réponse

Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Zoma IV Karemy
  • Alakamisy IV Karemy
  • Talata IV Karemy
  • Alatsinainy IV Karemy
  • Alahady faha-4 karemy Taona A – Laetare 

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mars 2023
    D L M M J V S
     1234
    567891011
    12131415161718
    19202122232425
    262728293031  
    « Fév    

    Archives

    Articles récents

    • Zoma IV Karemy 23 mars 2023
    © 2023   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.