Trinitera Malagasy
Alakamisy faha-19 mandavantaona

Alakamisy faha-19 mandavantaona

Njara Pascal Comments 0 Comment

Ezekiela 12, 1-12/Salamo 77
Josoe 3, 7-17 /Salamo 113A 
Md Matio 18, 21- 19, 1 

Tsy tokony mba hamindra fo amin’ny namanao va ianao tahaka ny namindrako fo taminao? Ambaran’ny Evanjely isika mba hitondra tena tahaka ny nitiavan’Andriamanitra antsika. Loharanom-pahasoavana ho an’ny hafa ny soa raisintsika avy amin’Andriamanitra. Misy anefa ny sasany tsy nahazo izay zavatra mba niriany ka manadino fa na dia ny aina ihany aza dia efa fanomezana hahafahana manompo ny hafa sy manavao ny tontolo. 

Ny fiaraha-mivavaka vokatry ny firaisam-po dia mamelona ny afom-pitiavana, satria maneho ilay Andriamanitra nampanantena honina eo anivon'izay mivory amin'ny anarany (Mt 18,15-20– Evanjely omaly). Ny fitiavana izay fahatanterahan'ny lalàna anefa tsy arakaraka izay heverintsika na izay lazain'ny manodidina antsika, izany no nizana'i Md Paoly amintsika mba tsy hanaraka ny fihevitr'izao tontolo izao fa hiova araka ny fihavaozan'ny Fanahy ( jereo Rm 12, 1-2). 

Eo am-pamakiana ny Toko faha-18 amin'ny Evanjelin'i Matio (Mt 18)[1] dia hitantsika ny fihavaozam-panahy tian'i Kristy hiainan'izay te ho mpianany. Raha izay diso no tokony hangata-pamelana, dia lazain'i Jesoa fa izay manana ny rariny no hanatona mangingina ny rahalahy diso taminy ka hananatra azy...[2] Tsy sanatria hiambo ho manana ny rariny ka hilaza ny hoe : "Dia izaho indray ve no handadilady ho any!!!"... Impirifiry moa no sendra ny olana tahaka izany isika ka tsy mahatsiaro fa ny oha-piainana arahintsika dia ilay Andriamanitra maty ho antsikafony isika mbola mpanota(Rm 5,8). Izany no mandefitra manana ny rariny... saingy mandam-pahoviana!

Na ny Apostoly aza mba te hanaraka izany fampianaran'i Jesoa izany, saingy nametra-panontaniana ihany hoe hatraiza ny fetrany. Manamafy izany ny ahiahin'i Piera : "ka raha diso impiry izy amiko ny namako no tokony hamela azy aho!" (Mt 18, 21-35) Tsy misy fetra, hoy i Jesoa. Dia eo no mampametra-panontaniana antsika amin'ny fahendren-drazana hoe «Ny tanana efa zatra nitsotra tsy afaka hivonkona intsony». Hatraiza ny finoantsika ny herin'ilay Fanahy manavao ny fon'ny olona?

Mianga avy amin'ny Bokin'i Siràka (Ekleziastika 28, 1-8 ) milaza fa tsy havela isika raha tsy mahay mamela ihany koa, dia ambaran'i Kristy mazàva fa fanomezana efa noraisintsika ny famelàna, ka izay mahatsiaro tena ho voavela no voaantso hamela (Evanjely). Ny Mpanao salamo manafatrafatra mafy mba tsy hanadino ireo soa nataon'Izy Tompo amintsika (Sal 102) dia ny namelany ny heloka rehetra, ny nanasitranany ny aretina (ratra)ary ny nanavotany amin'ny ady, izany hoe ny dingana telon'ny fibebahana marina hahatsapana ny fitiavan'Andriamanitra sy ny indrafony. 

Meteza ary isika hotarihin'ny Fanahy Masina tokoa, hahasahy hisetra ny fihevitra tsy araka ilay arahintsika, dia i Kristy, tsy hitsara tena ho mihoatra ny metyary hizaka ireo mbola marefo amin'ny finoana, tsy hitsara na haneso azy ireo, ary tsy hihevi-tena ho mijoro (Rom 14)[3] ka hanadino ilay nanome hery sy nampanalavitra antsika tahaka ny atsinanana sy andrefana ny hadisoantsika (Salamo 103)

Aza adino fa "fanalahidin'ny lanitra" ny famelan-keloka, ary ny fahamarinan'Andriamanitra sy ny famindrampony no hitsarana antsika. Tsy hamela antsika hanao izay tiantsika hatao anefa izany ka "ny lian-drà hiara-misakafo amin'ny niaran'ny herisetra" any amin'ny fanjakan'ny lanitra.[4] Raha tsy mahatsiaro ho samy namindrana fo, raha tsy faly amin'ny fibebahan'ny rahalahy (Lk 15, 25-32) ataontsika ahoana ny hiara-tsambatra aminy any amin'ny mandrakizay?

Aoka ho velona ho an'ny Tompo isika.

[1] Alahady faha-23 sy faha-24 Taona A – omaly sy androany

[2] Alahady 23 A- omaly

[3] tsara ny hamakiana manontolo ny tapany voalohany amin'ny Romana toko 14

[4] Jereo ny n. 44 amin'ny lettre encyclique Spe Salvimomba ny  frères Karamàzov.

Toriteny
Toriteny

Post navigation

NEXT
Zoma faha-19 mandavantaona
PREVIOUS
Fankalazana manetriketrika an’i Masina Maria Virjiny nampiakarina any an-danitra

Laisser un commentaire Annuler la réponse

Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy V Karemy
  • Alarobia V Karemy
  • Talata V Karemy
  • Alatsinainy V Karemy
  • Alahady faha-5 A Karemy

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mars 2023
    D L M M J V S
     1234
    567891011
    12131415161718
    19202122232425
    262728293031  
    « Fév    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy V Karemy 31 mars 2023
    © 2023   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.