Sabotsy fahadimy fankalazana ny Paka
I Lioka amin’ny fitantarana ny Asan’ny Apôstôly dia tsy manafina izay mety ho olana na toetran’ny Apôstôly, fitaovana entin’Andriamanitra hanitarany ny fanjakany izy ireny, ka ny fahalemeny indrindra no mampiariary ny herin’ny fahasoavana sy ny halehiben’ny fitiavan’Andriamanitra. Amin’ny fiafaran’ny toko…