Sabotsy fahaefatra fankalazana ny Paka
Ny Vakiteny voalohany dia mitantara ny “dia” misioneran’i Paoly sy Barnabe, niala tany Antiokia ka tonga tany Antiokian’i Pisidia, ary nitory teny tao amin’ny Sinagoga ny andro Sabata. Novakiana tamin’ny alakamisy sy zoma moa ny lahatenin’izy ireo izay nitantara ny…