Trinitera Malagasy
Talata faha-enina mandavantaona

Talata faha-enina mandavantaona

Njara Pascal
  • Tsy ankasa Jenezy 6, 5-8; 7, 1-5.10/ Salamo 28/ 
  • Ankasa Jakôba 1, 12-18/Salamo 93/
  • Md Marka 8, 14-21

Nanadino nitondra mofo ny Mpianatra ary tsy nisy afa-tsy Mofo iray monja teo an-tsambokely. Tsy nisy afa-tsy Jesoa irery sisa no teo (Mk 9,8). Dia nampitandrina azy ireo i Jesoa mba tsy ho azon’ny lalivain’ny Farisiana sy Herôda izy ireo. Ny farisianina efa henontsika tamin’ny sabotsy V ny fandrika novelariny: manoloana ny famantarana maro nataon’i Jesoa dia mbola nitady fahagagana ihany izy ireo; i Herôda kosa naheno ny lazan’i Jesoa dia nihevitra fa i Joany no nitsangan-ko velona (Mk 6, 16) ka tsy mampihontsona azy velively: azony tapahin-doha rehefa tiany. Dia izay moa no nahazo an’i Jesoa: nohelohina ho faty.

Tsy nampanahy an’ireo Mpianatra anefa izany fa ny tsy fisian’ny mofo hafa no noheverin’izy ireo ho nahatonga an’i Jesoa hananatra azy. I Jesoa ihany anefa no nilaza tamin’izy ireo mba tsy hitondra vatsy akory eny an-dalalna (Mk 6, 8), tsy fanekena fa fanadinoana araka izany no tsy nitondran’izy iroe mofo hafa. Impiry tokoa moa no lany amin’ny adihevitra momba ny volam-piangonana sy ny fiahiana ny fiainan’izao tontolo izao ny kristianina ka manadino fa ampy hamelona ho amin’ny hafenoan’ny fiainana ilay mofo tokana miaraka amin’izy ireo eo an-tsabokely! Raha mbola ny adihevitra momba ny “mofo hafa” no manjaka ao anivon’ny Fiangonana dia mazava loatra fa “mbola tsy mahazo hevitra” sy tsy mbola “mahazo saina” ny mpiangona. Mbola donto fo. Tsy fanaovan-tsoa fa ny tsy fitandremana mazàna no andaniantsika ny harena omen’Andriamanitra hotantanantsika, ary ny tsy fahaizana mizara no mahatonga ny hafa ho very anjara. 

Ampahatsiahivin’i Jesoa antsika mandrakariva ary ny lalana tokony hizorana raha tsy te hilomano ao anatin’ny tsy fahalalàna sy ny hadontòm-po: mitanisa ny zava-mahagaga nataony ho antsika ka mamelombelona ao am-pontsika fa manana amby ampy ny mofo dimy nozarainy tamin’ny olona dimy arivo sy ny mofo fito nozarainy tamin’ny olona efatra arivo (mitombo izany ny anjaran’ny tsirairay 5/5000 < 7/4000). Manentana antsika Izy mba hahalala fa Izy irery ihany no Mofon’ny Fiainana ka izay manaiky ny hiaraka aminy, eny fa na dia hahiliky ny Farisianina tsy ho anisan’ny fiangonany aza (lalivain’ny “formalisme” sy fiantsaram-belatsihy/Jn 12,42) na hotevatevain’i Herôda sy ny mpiambina azy (lalivain’ny “abus de pouvoir”/Lk 23,11) dia matoky hatrany fa fitiavana tsy mivadika Andriamanitra. Ny Lamesa ankalazain’ny. Fiangonana isan’andro isan’ora dia tsy inona fa mba “hahatadidy” ny soa atobak’Izy Ray amintsika isan’andro. Noharian’Andriamanitra mba “hitadidy” (זָכָר zakar, nadika hoe lehilahy, Jen 1, 27) ny olona. Angatahontsika ny fahasoavana mba tsy hahajamba ny fontsika, mba hanova ny fo vato ho tonga tany lonaka hitsirian’ny Teny fa 

Toriteny

Post navigation

NEXT
Alarobia faha-enina mandavantaona
PREVIOUS
Alatsinainy faha-enina mandavantaona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alahady faha-5 mandavan-taona Taona A
  • Sabotsy faha-efatra mandavan-taona  
  • Zoma faha-efatra mandavan-taona
  • Alakamisy faha-efatra mandavan-taona
  • 2 fevrier:
    ny nanolorana ny Tompo 

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    février 2023
    D L M M J V S
     1234
    567891011
    12131415161718
    19202122232425
    262728  
    « Jan    

    Archives

    Articles récents

    • Alahady faha-5 mandavan-taona Taona A 4 février 2023
    © 2023   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.