Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

2 febroary: Ny nanolorana ny Tompo

2 febroary: Ny nanolorana ny Tompo

Njara Pascal

40 andro aorian’ny fahaterahana araka ny lalàn’i Moizy (Lv 12, 1-8) dia mila miakatra any an-tempoly ny renin-jaza mba hidio, ary araka ny Boky Eksaody kosa, indrindra ny Eks 34,20 dia mila havotana ny lahimatoa rehetra amin’ny zanaka. Fanahy inian’i Md…

Read More Read More

Sabotsy fahatelo mandavan-taona

Sabotsy fahatelo mandavan-taona

Njara Pascal

Nony hariva ny andro dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: Andeha isika hita ho eny an-dafin-drano. Ny andro nampianaran’i Jesoa ny mpianatra mikasika ny herin’ny Teny ihany io. Amin’ny andro amafazana ny Teniny ao am-pontsika no hampanonja ny ranomasina ka…

Read More Read More

Zoma fahatelo mandavan-taona

Zoma fahatelo mandavan-taona

Njara Pascal

Hampamokatra ny Fanjakan’Andriamanitra no iantsoan’Andriamanitra antsika (Mt 21,43). Mitohy ny fampianaran’i Jesoa momba izany fanjakan’ny lanitra izany. Rehefa azontsika fa tsara fo Andriamanitra, ny fitiavany sy ny hatsaram-pony no hiraintsika marain-tsy hariva satria fantatsika fa ny hiadanantsika no sitrapony dia…

Read More Read More

Alakamisy fahatelo mandavan-taona

Alakamisy fahatelo mandavan-taona

Njara Pascal

“Moa tonga ve ny jiro mba hapetraka ao ambanin’ny vata famarana na ny farafara?” Ny nampiasan’i Marka ny matoanteny “tonga” fa tsy entina (μήτι ἔρχεται – mèti erchetaiἔρχομαι– erchomai) dia heverina fa entiny hilazana ny jiro manambara ny fiavian’i Kristy,…

Read More Read More

Alarobia fahatelo mandavan-taona

Alarobia fahatelo mandavan-taona

Njara Pascal

Ao amin’ny Evanjelin’i Md Marka dia ny moron-dranomasina no ampianaran’i Jesoa ny vahoaka ary ny tendrombohitra kosa hiakarany mba hivavaka sy hisafidy ny Apôstôly. Ny vahoaka manara-morona fa Izy kosa ao anaty sambokely iray ka mampianatra azy ireo zavatra maro…

Read More Read More

Talata fahatelo mandavan-taona

Talata fahatelo mandavan-taona

Njara Pascal

Nivoaka hihazona an’i Jesoa ny havany satria noheverin’izy ireo ho very saina izy (and. 21). Dia nijanona tao alatrano ny reniny sy ny rahalahiny ka nampiantso azy. Tsy nifanaraka loatra amin’ny foto-pisainana nifandovana sy ny fahazarana andavan’andro manko ny fampianaran’i…

Read More Read More

Alatsinainy fahatelo mandavan-taona

Alatsinainy fahatelo mandavan-taona

Njara Pascal

Eo am-piandrasana ny havany ho tonga, satria nihevitra azy ho “very saina”, dia nanararaotra hanome ny heviny mikasika an’i Jesoa ny mpanora-dalàna nidina avy any Jerosalema. Samy nanontany tena manko ny olona hoe “iza ity lehilahy ity”. Mazava ny valin-tenin’izy…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona D

ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona D

Njara Pascal

Ny Tenin’Andriamanitra manampy antsika hifanotrona toy ny fanirin’akondro. Taorian’ireo fitantarana ny Fisehoan’ny Tompo, Epifania nanosorany antsika ho Mpanjaka, Mpisorona sy Mpaminany dia mampiditra antsika amin’ny andavanandrom-piainana ho amin’ny fiainana izany ny Tenin’Andriamanitra aroson’ny Litorjia anio. Ao amin’ny Vakiteny I dia…

Read More Read More

25 janoary: fibebahan’i Md Paoly

25 janoary: fibebahan’i Md Paoly

Njara Pascal

Ankalazain’ny Fiangonana anio ny herin’ny fahasoavan’Andriamanitra nanova an’i Saoly, ilay nirìn’Andriamanitra ho Paoly, nanao ny tenany ho bitika mba hisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra. “Mandehana ianareo amin’izao tontolo izao, mitoria ny Evanjely amin’ny voaary rehetra”: noraisin’ity Apôstôly ity ara-bakiteny izany iraka izany satria…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona D

ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona D

Njara Pascal

Ny Tenin’Andriamanitra manampy antsika hifanotrona toy ny fanirin’akondro. Taorian’ireo fitantarana ny Fisehoan’ny Tompo, Epifania nanosorany antsika ho Mpanjaka, Mpisorona sy Mpaminany dia mampiditra antsika amin’ny andavanandrom-piainana ho amin’ny fiainana izany ny Tenin’Andriamanitra aroson’ny Litorjia anio. Ao amin’ny Vakiteny I dia…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.