Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia faha-33 mandavan-taona

Alarobia faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Nahoana no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako? Raha ny hahalala sy hitia an’Andriamanitra no fahasambarana dia mbola fahasambarana tsara lavitra noho izany ny tonga mpiray antoka Aminy, mandray anjara amin’ny fanorenana ny fanjakany. Ambaran’i Lioka fa nankininy tamin’ny…

Read More Read More

Talata faha-33 mandavan-taona

Talata faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Lehiben’ny poblikana ilay Zake (זַכַּי Zakkay, “tsisy fangarony”, raha Zakak no fototeny; “tsy nohadinoina” kosa raha Zakar), lehiben’ireo mamoritra ny vahoaka amin’ny fandoavana ny hetra ho an’ny mpanjana-tany, mpanakarem-be ary any Jerikô izy no nitoetra, any amin’ny toerana heverina fa…

Read More Read More

Alatsinainy faha-33 mandavan-taona

Alatsinainy faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Taona ankasa Amin’ity herinandro ity dia manomboka mamaky ny Boky Fanambarana nosoratan’i Md Joany amin’ny Litorjia andavanandro. Fanambarana (Apokalipsa) izay nosoratana mba hananantsika ny hafenoan’ny fiainana ka hanatsarana bebe kokoa izay mety mbola tsy tonga lafatra amin’ny fiainana ny maha-kristianina….

Read More Read More

Alakamisy faha-32 mandavan-taona

Alakamisy faha-32 mandavan-taona

Njara Pascal

Oviana ny andro hiavian’ny fanjakan’ny Lanitra? Ary aiza no hiaviany? Tsy izany anefa no tian’i Jesoa iompanan’ny saintsika fa ny fomba hiaviany, na ny marimarina kokoa ny fiavian’ny Zanak’olona izay tonga tahaka fanjelatry ny ela-baratra miserana ny faravodilanitra amin’ny lafiny…

Read More Read More

Alarobia faha-32 mandavan-taona

Alarobia faha-32 mandavan-taona

Njara Pascal

Faniriana ao am-pon’ny olona rehetra ny ho velom-pinaritra, ho afaka amin’ny rofy, miezaka sy tsy mitsitsy vola aman-karena mba hahazo fahasalamana. Tsy zakantsika ny mahita ny havana sy ny olon-tiana mijaly sy alamaky ny aretina. Fa vao mainka mafy noho…

Read More Read More

Talata faha-32 mandavan-taona

Talata faha-32 mandavan-taona

Njara Pascal

Iverenantsika ny fiandohan’ity toko nangalana ny Evanjely ity, dia ny fangatahan’ny Mpianatra mba hampitomboan’i Jesoa ny Finoan’izy ireo nefa toa tsy novaliany akory. Ao amin’i Matio aza dia i Jesoa no nanome tsiny ny Mpianatra ho tsy ampy finoana, tsaroantsika…

Read More Read More

Alatsinainy faha-32 mandavan-taona

Alatsinainy faha-32 mandavan-taona

Njara Pascal

Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray hianareo, dia mahazo milaza amin’io voaroihazo io hoe: Miongòta, ka mifindrà any anatin’ny ranomasina, dia hanaiky anareo izy. Ny finoana no hahafahana manongotra ny zavatra mety ho lalim-paka tanteraka, heverina fa efa tsara faniry…

Read More Read More

Sabotsy faha-31 mandavan-taona

Sabotsy faha-31 mandavan-taona

Njara Pascal

Καὶ ἐγὼ ὑμῖν λέγω, ἑαυτοῖς ποιήσατε φίλους ἐκ τοῦ μαμωνᾶ τῆς ἀδικίας, ἵνα ὅταν ἐκλίπῃ δέξωνται ὑμᾶς εἰς τὰς αἰωνίους σκηνάς, izay azo adika koa toy izao:   Koa lazaiko marina aminareo, aoka ny harena tsy marina no hahazoanareo namana handray…

Read More Read More

09 novambra :Fitokanana ny Basilika tao Latran.

09 novambra :Fitokanana ny Basilika tao Latran.

Njara Pascal

  Ankoatra ny fivavahana manokana ho an’ny Papa, amin’ny maha-Evekan’i Roma azy, izy amin’ny maha-famantarana ny fivondronantsika ao amin’i Kristy, amin’ny fiorenana eo ambonin’ny fototra iray, dia i Kristy, amin’ny fanekena ny finoana iray sy fiainana ny fitiavana iray, dia…

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alatsinainy V Paka
  • Alahady V Fankalazana ny Paka (Taona D)
  • Sabotsy IV Paka
  • Zoma IV Paka
  • Alakamisy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alatsinainy V Paka 18 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.