3 mai: fankalazana an’ Md Filipo sy Jakôba, Apôstôly
Amin’ny fankalazana ireto Apôstôly Roalahy ireto dia aroson’ny Fiangonana hankalazaina ho zary fiainana ny toko faha 14 amin’ny Evanjely nosoratan’i Md Joany. Hafatra voalohany ampitain’i Jesoa amin’ny Mpianany: izay mino dia tsy tokony hitebiteby fo, na dia tsy ho hitan’ny…